Enga anie ka tsy ho ny maha Jeneraly Zandary ny PM/Minisitry ny aty tany no antony. Heveriko tokony hisy fanadihadiana mazava satria fokonolona tsy manenoneno foana fa ao raha! Ary raha misy miaramila diso dia hatao tahaka an-dRafidy. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=5472
Na dahalo tratra ambody omby aza, raha tsy self defansy, tsy tokony hanana zo hitifitra HAMONO izany ny zandary.
Valo hono no matiny, firy angaha no mba voasambotra, tsy misy fanazavana am fianakavian'ny maty akory. Raha tsy naneno ny fokonolona dia tsy ho nisy nahalala:evil: