In no tokony hataoko?
21. tslem
(
21/02/2007 08:33)
tsy misy afa-tsy ny manantona gynécologue ihany no vahaolana amizany ry tinah a, courage !
22. nathie86
(
21/02/2007 09:03)
tslem:D marina izany. io no tena vahaolana ki ry neny an. Ary aza de mieritreritra sex B lôtra fa mety ho izay no maatonga andry manofy lava an'zany.
23. sakaizakely
(
21/02/2007 09:37)
ahoana kosa izy no tsy hieritreritra sexe ? Tsy misy maharatsy an'zany fa ny fananana désir aza no tena aretina. Frustration anie izany no tena mahavoa azy e !
Lalaovy hoa ny mandolina fa rehefa kotsa matetika ny draps dia miha afaka tsikelikely io :-D :-D
Lalaovy hoa ny mandolina fa rehefa kotsa matetika ny draps dia miha afaka tsikelikely io :-D :-D
26. nathie86
(
21/02/2007 13:53)
sakaizakely:
ahoana kosa izy no tsy hieritreritra sexe ? Tsy misy maharatsy an'zany fa ny fananana désir aza no tena aretina. Frustration anie izany no tena mahavoa azy e !
Lalaovy hoa ny mandolina fa rehefa kotsa matetika ny draps dia miha afaka tsikelikely io :-D :-D
ka ra manao an'io matetika anie izy ry se de mety ho tsy misy fafinaretana intsony refa tonga ilay olo-tiany e. Aleony manao masturbation fotsny. Enao kou:-D:-D:-D:-D
27. booboo
(
21/02/2007 14:24)
enao kou marina ! samy hafa ny crac crac boum boum sy ny mi-se masturber
28. sakaizakely
(
21/02/2007 14:30)
nathie> zavatra roa samy hafa ireo ary tsy misy iray afaka hanolo tanteraka ny anankiray fa mifameno. na mikorana mandolina impolo isanandro aza hafa ihany ny sensations rehefa misy partnera :roll:
tokoa moa izany 8-)
tokoa moa izany 8-)
31. ikalo
(
21/02/2007 19:18)
mahereza e!manatona gynéco marina e!so kosa taloha ianao à croc t@lé tatara io d nony las lé partnera d najanona...Ra zay mats no iz d lé toe batanao mits zany no lasa miova firafitra...Ka gynéco no met oaingana...Za mats ef naita tatara mitovtov @zao mits(à croc sexe lé jo d aveo najanony tampoka d tena nisy fiatraikany b tamny vatany lé iz...Ts olazaiko eto alo ny nahazo azy raha ts oe enao angah no magataka ny itatarako azy eto ,d otataraiko...FA TENA TATARA MARINA Lé iz,zay no bo anoroako anao!anontanio raha bol mis tianao ofantatra fa za vonona ny hamaly anao ...Okay e )
32. tynah
(
21/02/2007 21:29)
salut doly nareo! m'sotra betsaka am lé torohevitra. Za alouh am zao tsy eo anilany zao tena tsy te hi eritreritra zany sexe zany mintsy sady tsy misy en vie am zany mintsy , 3 mois za zao no tsy ni crak crak ary in 3 za zao no nanofy an'io zavatra io. Zao zah manao sport d mba tsy nanofy alouh fa asa na mbola hiverina na tsia sady manao abdominaux koa. Bisous be ho anareo rehetra , manontany eto ihany za refa misy zavatra manitikitika ahy eh!:-*(l):D
37. Samoana
(
22/02/2007 15:32)
tynah:

Ary tsy mety angaha raha antsoinao izy de atao kiraky-kiraky telefôna ? Sao mba mety hanasitrana8O ( miafara cauchemar eo izany nofilava izany )