mampiditra na manamboatra olona hifankatia

1. tisera ( 19/02/2007 19:17)
misy olona izay hoa fantatro 40 taona izy (vehivavy) an! dia mbola tsy manam-bady nefa izy tsy hoe ratsy akory fa angamba saron-kenatra moa tena ilay mpivavaka be ireny mihitsy dia efa niaraka t@ olona ihany fa ilay miziriziry nitazona ny maha-virijiny azy dia nilaozan'ilay lehilahy satria nahita tsirony tany an-kafa ilay lehilahy moa efa tsy anjara angamaba. ka indraindray misy ny mpinamana manamboatra resaka hifankahalalan'ny olona tiany hiaraka : lé hoe mampiditra é - ka mba tiako hampidirina @ olona mety ho sahaza azy ilay olom-pantatro fa ohatry ny hoe mampalahelo ahy izy tokan-tena irery eny foana : nefa izy aloha an! tsy milaza hoe malahelo na hoe : te-hanam-bady an! fa izaho fotsiny no mba faly raha manambady sahaza azy izy ; ka efa dépassé ve ilay fomba sa ahoana ? sao dia mba misy vieux célibataire ianareo namana eto :-D:-D:?:
novalian'i nathie86 ny 22/02/2007 14:57
2. andry08 ( 19/02/2007 20:21)
Mpanelanelana ve ianao sa ahoana?
Raha mety moa ve maninona fa arakaraka ilay olona anie e! Efa mba nanontanianao aloha ve ilay olona sao efa raikitra eo vao ho zavatra hafa.Fa na izany aza dia mazotoa ary bon courage.
3. Ralay ( 19/02/2007 20:27)
Fa vieux manahoana aloha zany tadiavin'ny tsiera zany fa raha 40ans zany tsy vieux fa mbola tena jeune be anie.:lol: Fa aleo izy @ zao fa ho tojo izay tadiaviny foana izy rehefa vonona ny hanana sipa na hanambady fa aza amboarina zany.
4. tisera ( 20/02/2007 08:49)
:lol: tsy hoe vieux ary fa tena marina hoe mbola tanora ny 40taona fa aleo atao hoe célibataire endurci ! ny tiako ho lozaina @ ilay vieux tsy hoe antitra an fa hoe ilay célibataire elabe . Dia izaho akory tsy hoe te hanao mpanelanelana fa samy mahalala fa ny fitiavana tsy baikoina fa avy ao anaty fa misy koa na izany aza ny hoe nampihaonina, na nampifahafantarina dia lasa izao !
5. fasaly ( 20/02/2007 08:59)
possible ao hatao izany aky ry tisera a!
betsaka ny mi passer amzany de miaraka ilay oul tsy misy maharatsy anzany:wink:
6. fasaly ( 20/02/2007 09:02)
adinoko fa mbola betsaka mitsy ny mbola manao an'io mampiditra mmapiditra io an! kozy zany.....!
amini'zao mantsy ny bandy tsy dia sahy mikoty be otran'ny taloha tsony fa somary reservé, ny sipa koa raha vao hitany hoe mikoty be lay bandy de tsy erahiny....fa ilay mifampiditra sy mifanamboatra io tena mi existe be hatramzao ary mande mahitsy;-)
7. tisera ( 20/02/2007 12:31)
:) indry angaha mety mahita kandidà!:-D:-Dtena mety mba hisy hirika ihany izany hahazoany olon-tiana é! any dago akia ry fasaly izy no mipetraka !
8. HESHA ( 20/02/2007 12:56)
mety kambo zany, tsy olana mihitsy indrindra izy ka saro-kenatra. Indraindray kou ange ilaina ihany ny coup de pouce am fiainana e, na tsy resaka fitiavana ary io.
Dia mba iangaviana zany ry zalahy zay mba mety ho voakasik izany ka mazoto mba hamaly an i tisera a
9. fasaly ( 20/02/2007 13:05)
ié! hifanampiana ny rehetra raha tsy de sarotiny hatao lotra lay oul:-P;-)


tisera: euhhhhh! efa betraka ihany ny nangataka fanampiana, izany hoe mba ho karakaraina ny aminy ry tisera fa refefa ilay oul mihintsy no vonona dia vonona koa ny oul hanampy azy ka resaho sy herao aloha izy sao izy ara tsy vonona akory ka hahazo loza eo:wink::-D:-D:-D
10. Fiffi ( 20/02/2007 15:50)
hummm.....
11. tisera ( 20/02/2007 17:46)
:)ny azy ny principe dia mazava be , teny avy ao @ soratra masina ao korintianina angamba fa tsy tadidiko intsony ny détail @ toko sy andininy tena marina :" manambady va hianao, ataovy izay ijanonao @ vadinao , tsy manambady? aza mitady vady?" fa rehefa tena resahina ange izy tsy mandà ilay hoe "ampifankahalalana " @ olona aloha dia manaraka eo ny tohiny na ho mpinamana na ho mpifankatia moa rehefa tsy mitovy mihitsy ny tadin-dokanga dia samy ho olon-ko ho azy ;
hesha>>> mahay mitsatoka ianao fa kamboty iray ilay olona fa mbola velon-dreny dia ilay reny koa no tena mba efa vaka mihitsy @ mademoiselle 40taona mbola ao an-tranony ihany dia mba manontany hoe sao dia misy namanareo retsy : nefa moa ny ankabiazan'ny namako efa manambady daholo koh!
12. fasaly ( 20/02/2007 17:56)
euhhh fa taraiky be ihany zany efa ho 40taona izany vao hianatra hitia sy hiaraka am oul an! ho sarotra ihany ny tantana hono:? sao ho ampijalian'ny lehilahy eo fotsiny ndray izy raha tsy zàtra amlay resaka fitiavana aky!
13. Fiffi ( 20/02/2007 18:15)
heu....tsy misy taona akia fasaly ny fitiavana an !
14. tisera ( 21/02/2007 08:11)
marina hoe ts'isy taona ny fitiavana fa hafa ihany ny mba manana train-kefa é! :lol:
15. nathie86 ( 21/02/2007 08:58)
aleo izy ihany no itady ny anjarany eny e. Jereo ary izy fa tsy taitra akory na malahelo fa tsy mba manana olontiana. Mety efa izany mintsy no tiany.
Tsy maintsy manana anjara fôna izy ra tena mila an'zany sady mbola tanora ane zany 30ans zany e mbola tsy misy ride:lol::lol:
16. fasaly ( 21/02/2007 12:07)
fiffi: fa raha tsy manana traikefa kosa fa 40 taona vao hanomboka ho sarotsarotra ihany an! mampanahy be ahy ny fandehany raha izany:?
17. fasaly ( 21/02/2007 12:09)
nahtie: 40 ans fa tsy 30ans, efa ho celibat mandrakizay marina angamba aky izy ry tisera fa raha tsyvonona mitsy izy ny amzany tsy hita izay azo hanampiana azy:?:wink:
18. tisera ( 21/02/2007 13:22)
izany hoe ikala tsy tena mandà be akory an! fa dia izay mahasoa ataon'Atra foana ny azy fa izy tsy hihetsika @ izany resaka vady izany fa rehefa mba entina etsy sy eroa aloha izy dia mandeha , miresaka tsara @ olona fa dia atao ranadahy daholo koa ity lehilahy resahina rehetra ity ka hoy aho mantsy azy hoe aiza moa no ho tafiditra ny resa-bady raha dia anadahy daholo izao tontolo izao :°) asa aloha fa izaho mantsy mahita cople hoe : ianona ange no nahatonga anay niaraka é sns.... dia mba ohatry nyte-hanome coup de pouce fa toa tsy mora marina :wink:!
19. fasaly ( 21/02/2007 20:47)
tisera:

dia anadahy daholo izao tontolo izao

:-D:-D:-D:-D:-D!ç ka mbola anadahy kosa aloha kou! fangah kosa mbola love ny iny:-D:-D:-D:-D

20. tisera ( 22/02/2007 08:07)
:-D:-D trena marina akia aloha ry fasaly hoe tsy mbola love-ny iny fa mba atao ao an-tsaina aloha izany hoe : namana tsotra é! satria vao mba présenter-na @ -na bandy dia tonga dia hoy ikala hoe "faly mahafantatra anao aho ranadahy ... (ilay anarana)" :{:{ dia aiza intsony ny hirika idiran-dranadahy @ izany fa matahotra eo leiry sao dia mamoafady amindranabavy:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008