Mià, "Nofy"

1. tsaradia ( 15/02/2007 13:35)
Miarahaba antsika rehetra e!
Mba misy hira tiako r' ireto, hiran' i Mià, tsy haiko raha fantatrareo fa raha mba hainareo ny tonony dia mba ampidiro fa tiako be e!
Indraindray ilay izy mandeha amin' ny rta rehefa maraina, hira mahafinaritra izay, misy mandihy classique lehilahy sy vehivavy izay, hoe nofy ny titre anilay hira.
Misy hoe "soa fa teo ianao...."
Dia misaotra mialoha ry zareo a!
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:33
2. Fiffi ( 15/02/2007 13:51)
tena hoe Nofy ve ny titra ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=536 ireo aloha misy hirany ka asa na ao na tsia ?
3. tsaradia ( 20/02/2007 15:11)
Bonjour Fiffi; tsy haiko aloha na hoe nofy ny titre fa amlé bande ery ambany ery misy soratra hoe nofy, eo akaikin' ilay anaran' ny mpanakanto dia tsy hoe io ve izany ny titre-ny.
Sinon, ilay izy hoy aho mpandeha ndraindray am rta misy anlé ankizilahy sy ankizivavy hoatran' ny mandihy classique iny, dia misy hoe soa fa teo ianao..., any am farany misy hoe ny fitiavantsika lovasoa sarobidy.
Dia merci d' avance, raha anananao ilay izy, mety mi-se tromper za am titre fa izay hiran' i Mià farany angamba ilay izy.
Misaotra!
4. Fiffi ( 20/02/2007 15:33)
tsaradia bonjour
tena tsy fantatro indray le hira an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342