mila fanampiana
1. mapotsy
(
14/02/2007 15:14)
salama dôly ve
ny olana zany d zah oa :oops:refa anoloam behivavy e d tena mba miezaka iany fa eheheh
ny olana zany d zah oa :oops:refa anoloam behivavy e d tena mba miezaka iany fa eheheh
novalian'i andriarmel ny 24/02/2007 17:10
2. Fiffi
(
14/02/2007 15:51)
nga hono izahay vhv mihinan-kolona no ehehehe ? :roll:
de maninona hono enao eo anoloan'ny vhv ? paralysé ve ? sa...?
de maninona hono enao eo anoloan'ny vhv ? paralysé ve ? sa...?
3. Fiffi
(
14/02/2007 15:52)
de tongasoa aloha enao.....de aza hadino ny mameno ny momba anao.....:)
5. tynah
(
15/02/2007 20:20)
Aza memamenatra zany fa ny gasy anie mlay daolo eh!:D sady lehilahy ny tena. Hasio ezaka kely fa d ho otran'zao fona kosa ve eh!!!
8. Fiffi
(
16/02/2007 17:22)
hay ve eh ! :-D:-D
Fa aza mora :oops: zany hoa fa tsy misy hatahoranareo ange zany eh !
Fa aza mora :oops: zany hoa fa tsy misy hatahoranareo ange zany eh !
9. nathie86
(
19/02/2007 14:11)
aza hiomehezana kosa izy reto an. Vevavy:twisted: kosa ngamba zany atahoranao zan e.
10. Fiffi
(
21/02/2007 12:20)
xxx:nathie86: io akia no mampi-:-D koh ! tsy fantatra hoe inona na inona sady xxx :oops:
za koa oa
14. kheanu
(
23/02/2007 08:59)
tonga de kozio zay tian ga atao fa ny sipa ange miandry foana ny toetrany fa tsy NATAO HIKOZY MIALOHA MIHITSY
15. andriarmel
(
24/02/2007 17:10)
salut
fa @inona kay no azoko anampiana ano
vonona ny hanampy anao aho raha toa ka tsara ny fifandraisantsika
Armel
fa @inona kay no azoko anampiana ano
vonona ny hanampy anao aho raha toa ka tsara ny fifandraisantsika
Armel