tana sous les eaux

1. bazylou ( 10/02/2007 17:23)
10000 traboina ao tana fotsiny, le8 ilaozany mano tour du monde, ilay pm lasa nanenjika an'i pety sy rola ratsiraka,,ny lalana nozitiana efa nataon'ny rano najifa teo,......mahagag ihany ka
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:48
2. simplex ( 10/02/2007 18:09)
kanefany any Atsimo kere o :P
Tena miangatra mitsy wa ra8 e, tena hita fa tsy fitiavany an'Atsimo mitsy zany fa ao Tana foana no ataony avy ny orana. Sady izay ilaozany manao st valentin any ivelany, nefa tsy tsara noho ny eto Tana manao titanic akory zany. Fivoriana vitan'i Lahiniriko v d andaniana andro any nefa tsy mba romantika akory.

Le PM moa de eee. Tena hita mitsy hoe mampiasa basy sy manenjika no hainy ka tonga d enjehiny doly zao ol tsy manatsiny toa andr'i Pety sy ry Rolland zao. Vendrana mitsy ra PM. Ny lalana nozitiavana aza efa tsisy tsony kou. Ra za izy tonga d nangalarina ny vola hanaovan-dalana toy izay namboarina nefa hosimba ihany. Ny tena mety aza tonga d nosimbaina le efa teo fa satria tsy maintsy ho simba ihany iny. Ra za izy mametra-pialana za.

Tsy mba otran'i Lahiniriko reo e. i Lahiniriko zao manangana ny antokony. Mampiantso mpanao gazety, milaza ny tolony tao Tana. Ngamba kou lery romantika fa tian'lery mintsy ao Tana an. Refa avy eo zao izy tonga d hataony avy ny orana any Atsimo d tonga d ataony milay be kou ny lalana makany. Za aloha hifindra any mitsy noho i Lahiniriko e, ndao ranga mba ho any a. Tsy mando frais anie hono makany noho i Lahiniriko e.

3. xxx ( 10/02/2007 19:36)
Sao dia mba hain'i Lahiniriko ilay dance contre la pluie fa io anie no tena mahomby @ izany e!
4. booboo ( 10/02/2007 19:50)
:-D:-D:-D
5. Fody ( 10/02/2007 23:15)
Izao no zavatra tsy mba azoko: ohatra ny mifampiandry izany isika Malagasy. Mahay mitsikera, nefa tsikera handravana ny vita sy haminganana ny sasany fotsiny. Toa tsy mahatsapa ho tompon'andraikitra amin'izay misy rehetra. Fa an'iza ny lalana e? An'iza Madagasikara? An-dravalo ve?
6. Fiffi ( 11/02/2007 15:33)
ndana ampio Ravalo bazy an ! aloe izy hanoy ny visite ofisialy ....
7. bazylou ( 11/02/2007 22:49)
simplex sy mififify loatra ianareo!! milaza aho hoe izao sy izao kay ianare ilay timista vilam bava sy andevon'ny lehibeny fotsiny!!
sady kere no tondra drano ny ao toliara izao::!!
8. simplex ( 12/02/2007 16:10)

azo anaovana titanic kou v any Toliara?
oeeeeeeeee merci Lahiniriko ^:^^:^
ny lalana sisa d iny ah no lasa 8)
9. sasa ( 13/02/2007 05:33)
bazylou sy simplex hi hihihi milaza vaovao mandainga lisany, ary ny tena mahagaga ny ny ankizy any andafy any no miseho mahita ny aty dago voalohany nefa izy aza tsy aty akory, sady raha hitsikera, modia aty mba ho hitanay aloha hoe hahavita inona eo? zay aloha tsy tondra-drano izao nefa eny ankazomanga no mipetraka koa =))=))=))=))
10. simplex ( 13/02/2007 09:49)
dain sasa kay tsy romantika :-w
mety marina ihany aloha fa ny olona eny Ankazomanga hono ny fika refa mba hoe ho olo-manga d mande mihanikazo :@:@

za aloha efa mangoron'entana fa hanao titanic any Toliary radem e ^:^ my heart will go on :}:}

misaotra an'i bazy namporisika an'i Lahiniriko hanao an'iny aloha ee ;-):roll:8)

11. sasa ( 13/02/2007 10:28)
simplex=))=))=))=))
12. niryna ( 15/02/2007 06:35)
Fody:

Izao no zavatra tsy mba azoko: ohatra ny mifampiandry izany isika Malagasy. Mahay mitsikera, nefa tsikera handravana ny vita sy haminganana ny sasany fotsiny. Toa tsy mahatsapa ho tompon'andraikitra amin'izay misy rehetra. Fa an'iza ny lalana e? An'iza Madagasikara? An-dravalo ve?


Toe-tsaina hatramin'izay io,mahay mitsingoloka fa raha afaka hanampy moa dia tokony ho raisina an-tanam-8.

13. xxx ( 19/02/2007 16:06)
Fody, niryna >>>>>>> eto kosa aloha contexte hafa e, tsy kôpy ve nareo e ?
14. xxx ( 19/02/2007 18:46)
niryna:
raha afaka hanampy moa dia tokony ho raisina an-tanam-8.
ahoana indray zany olona manan-tanam-8 zany klé ?


15. xxx ( 19/02/2007 21:44)
tanam-balo= sampona
16. Fiffi ( 20/02/2007 15:48)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.421