ny fetin'ny mpifakatia
1. yandyllan
(
10/02/2007 10:51)
tsara ny fisian'ny fetin'ny pifakatia ho an'ny rehetra indrindra fa ho any tanora zay tena ao anatiny fitiavana be tokoa sa ahona?:*
répondu par Fiffi le 11/02/2007 21:19
2. Fiffi
(
10/02/2007 10:56)
fa nahoana no hoe indrindra fa ho an'ny tanora kosa ? hum.....misy mpivady efa tena zokiny hiany mi-fety an'io an ! :) heu...zany hoe tsy natokana ho an'ny tanora le fety fa ho an'ny mpifankatia rehetra .:)
3. Aino
(
10/02/2007 12:20)
ny asanay aloha dia miarahaba any pifankatia rehetra eh!! dia mazotoa dol mankalaza.
4. chakkakkely
(
10/02/2007 14:13)
dia ra tsy manana mpitia dia aona tsy manao fety ve zany ?:cry::cry::cry:
5. xxx
(
10/02/2007 14:16)
chakkakkely:
dia ra tsy manana mpitia dia aona tsy manao fety ve zany ?:cry::cry::cry:
Betsaka ny fitaovana azo ampiasana ka (l)(l)
6. Aino
(
11/02/2007 09:43)
Mpandefa : chakkakkely [ Valio ] 10-02-2007 15:13:55:oops::-* ny pitia ve moa tsy hisy ihany fa ilay hiarahana ankalaza azy no tsy misy:cry: nefa na dia izany aza tsiky kely dia ampy fa eto tsika no miaraka mankalaza azy eh!!:-*
Lohateny : Re : ny fetin'ny mpifakatia
dia ra tsy manana mpitia dia aona tsy manao fety ve zany ?
tsy voatery ho pisipa ihany manko fa rehefa mifankatia na pinamana tsotra aza dia mety;-)
7. tywa68
(
11/02/2007 10:21)
Aino:

Rehefa tsy @ ty no miara-mankalaza d @ herintaona ê ! (fête des amoureux hono io hoy ny vazaha fa ny antsika efa natao isan'andro ny an'ny mpinamana eto):wink:
9. dailynews
(
11/02/2007 19:07)
tsara foana io na tsy ho an ny tanora ihany aza, tsy ny tanora ihany anie no mitia e...