Neny.Mahita ny ao am-po tsy miloaka!

21. niryna ( 14/02/2007 06:57)
xxx:

zah tsy tia manao basikety fa volley no tiako ary diso ianao mitady ady @ olona tsy miady aminao! Tsy Jesoa no tsy tiako, tiako izy fa ianao . Tsy lmiady @ fanahy aho eto fa ianao ary tsy fantatrao hoe: iza aho hi!hi!hi! Dedaka ary tsy mahatsiaro diso toy ny nolazainao tao @ fivavahana sy finoana fa be taim-bava any @ olona hafa ary!
Hoe: mpiandry e! izao e!Dia be zesta mametraka an'itsy sy eroa! Nefa manompo devoly @ otra sy ny zavatra hafa! Any ivohoko!Dia be fanontaniana nefa te hanoro ny hafa! Rehafa te hitory dia mi_la mahay zavatra be dia be fa tsy be fanontaniana toa anao!
Ny ozona hataonao dia hiverina aminao!
Aza i Jesoa no halam-baraka! Fa tsy ianao no hihevitra ho Jesoa akory na henjehina nono i Jesoa fa miheritrereta aloha fa hiverina aminao ireo!


Ndry mampalahelo ahy ity toetsainao.Mamela anao amin'ny foko tanteraka aho indrindra moa fa miafina tsy manonona anarana.Ny olona tia mampiseho fitiavana,ny olona maratra, mandratra olona.
Tsy mila diploma tompoko ny fitoriana ny filazan-tsara saingy aza manaiky ho ampiasain'ny satana ianao satria tsy izaho no hiadivanao fa ilay Jesosy izay toriko.Efa fantatro hatrin'ny ela izany ary tsy tiany hitoriteny ny namana izay mangetaheta ny teniny aho,izany akory tsy hanakana ahy.Halan'ny olona ianareo noho ny anarako.Ny fahamarinana indraindray mandratra kanefa rehefa noheverina ho marina izy,inona moa no ilaina vanony amin'izany?Izay no fantatrao fa mety dia masoava.Tsy afaka ny hamonjy olona aho fa Atra irery ihany no afaka manao izany.Mitory ny teniny fotsiny aho satria aho fitaovana am-piasainy fotsiny.I(l)xxx ^:^^:^
22. xxx ( 14/02/2007 07:31)
niryna, eto amin'ny serasera dia tsy i Jesosy intsony no torianao fa ny hevi-disonao, ny fahateren-tsainao ary ny tsy fahaizanao mandinika. Miala tsiny. Mazava ho azy fa hobangoinao amin'ny hoe manenjika an'i Jesosy izay miteny anao eto amin'forum satria manana andalana preferé ianao ao amin'ny Baiboly : Sambatra izay enjehina noho ny anarako. Tandremo nefa fa tsy ianao mitory an'i Jesosy ho hitenenana anao, fa ianao mitory anao ihany. Avaho amin'ilay "ianao" be ambom-po ary misora-tena ho enjehina noho ny marina ilay "Jesosy", sao ianao no tonga mpanompo sampy lavitra noho ny olona heverinao fa mpanompo sampy. Dia avelako hodinihinao ny teninao matetika amin'ny olona eto amin'ny dinika
aza manaiky ho ampiasain'ny satana ianao

Tsy ny famalinao an'i xxx hoe I (l) xxx no mahatonga anao ho marina amin'ny zavatra soratanao. Aza manaiky ampiasani'i satana. :)

Mety mivoana kely amin'ny lohahevitra aho. Tsy maninona, fa te hanampy ny olona ianao, nefa ianao no heveriko ho tena mila fanampiana betsaka eto dia mba ezahiko ampia koa :-* Henoy ihany ny tenin'ny olona fa "tout être bien portant n’est qu’un. malade qui s’ignore"

xxx hafa.
23. xxx ( 14/02/2007 09:57)
aza manaiky ho ampiasain'ny satana ianao satria tsy izaho no hiadivanao fa ilay Jesosy izay toriko.
ka raha ianao ve no manao ny fahadisoana @ fitoriana dia i Jesoa no homena tsiny ? satria mba diniho hiany ny zavatra lazainao fa tsy lasa mihintsy eh !
Efa fantatro hatrin'ny ela izany ary tsy tiany hitoriteny ny namana izay mangetaheta ny teniny aho
nefa jereo ity hataonao...
izany akory tsy hanakana ahy.
aiza re zany eh ? efa fantatrao hatramin'ela fa TSY TIANY HITORY TENY ianao nefa dia mbola lazainao hiany hoe IZANY ANEFA TSY HANAKANA anao ? :-w:-w:-w izany no hatao hoe MANIRATSIRA an'i Jesoa .
Halan'ny olona ianareo noho ny anarako.
aza mandray anao ho Jesoa aloha ianao an ! ny zavatra hataonao sy lazainao jerena !
Ny fahamarinana indraindray mandratra kanefa rehefa noheverina ho marina izy,inona moa no ilaina vanony amin'izany
fahamarinana ny zavatra lazainao ? :-w:-w
Izay no fantatrao fa mety dia masoava
tandremo koa ny fanozonana ry niryna a ! ianao nefa mitatatata ao @ dinika fivavahana sy finoana fa voahantso ho "mpiandry" :-w:-w mpiandry inona ?
Mitory ny teniny fotsiny aho satria aho fitaovana am-piasainy fotsiny
@ zao fahadisoana sy mihizingizina @ tsy mety sy tsy marina zao ve ? :roll:
sady ny tena olana ry niryna dia izao: tsy zay lazainao dia marina avokoa , misy koa ny olona mahafantatra ny hataony , ny fivavahany ! fa ny anao manko raha tsy manaraka ny zavatra lazainao ny olona dia raisinao ho diso hatrany ! nefa ve mba marina avokoa ny zavatra lazainao ?
I(l)xxx^:^^:^
tsy midika na inona na inona zava-tsara io arakin'ny nolazain'i xxx hafa io fa mbola hanisan'ny fanesohana ny namana hiany !
xxx hafa hiany koa!
24. xxx ( 14/02/2007 10:32)
koa aleonay xxx ny tsy mitonona anarana mba tsy hitenintenenana foana toy ny hataonao:-D:-D:-D
25. prime ( 14/02/2007 10:48)
Tsy manana hevitra...

Ny fanomezam-pahasoavana avy amin\'Andriamanitra dia maro dia maro tokoa ka sarotra ny hiteny hoe herin\'ny inona na herin\'ny inona raha tsy mahafantatra ilay olona sy ny finoany mihitsy...
26. lamie ( 14/02/2007 13:31)
mitory teny hono i niryna?diso koa ny eritreritrao!mametraka fanontaniana foana no ataonao, ianao ihany no mamaly anao rehefa avy eo, tsy manaiky ny hevitry ny hafa ianao fa ny anao ihany no marina, avy dia toroy ny namana niryna a!aza miolankolana ianao fa sarotra ny miresaka momba ny baiboly, samy manana ny finoany, ny fijeriny ny rehetra, tsy ianao irery no mahay sy mandalina ny baiboly,ny mahay mivavaka,ny mahavita soa @ namana,omeo ny ainao hamonjena ny namanao dia tazony ho anao irery io fa aza aderadera,sambatra kokoa ny fanahinao @ zay!atomboy @ hoe:fantatrareo ve ny psaume faha 23?hahafinaritra ny miserasera eto @ zay!
27. niryna ( 14/02/2007 18:51)
Mrina tanteraka ny tenin'ny namana nilaza ny satana,devoly ary demony.Misy hono ny lohany,ny colonel,ny miaramila vatany.Ireo efa mibaribary ireo izy rehetra ary tena teto aho vao nino=))=))=))=))
28. rush ( 14/02/2007 18:58)
Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany izay nolazainy nefa mpiandry hono izy.
29. xxx ( 14/02/2007 19:03)
lasa adala @ izany devoly izany ity niryna rey olona an!Taiza koa no nisy mpiandry be style toa io?:lol:
30. xxx ( 16/02/2007 07:45)
rush:

Tompo ô ! mamelà azy fa tsy fantany izay nolazainy nefa mpiandry hono izy.


Aza finaritra ny manenjika olona rush a.Mihazakazaka ho an'ny amin'ny maizina ve ianareo ao e.Toa manaiky ny andevozin'ny satana.Faly anie izy mijery ny adalanareo
Izay tokoa no atao hoe adalan'ny fivavahana izy fa ianao hendry ny fiainan'izao tontolo izao.Mankahala ny tenenao ianao fa tsy niryna enjehinareo no voa,izy fitaovana ihany,ianao no mbola hitsaraina ary hadinina ny toetra ratsinao sy ny namanao manenjika fivavahana
31. pissoa ( 16/02/2007 19:22)
Mampihomehy ianao ry xxx !

Rehefa miresaka amin'ny Tompo i Rush dia lazainao fa manaiky andevozin'i Satana ! Ary ny olona milaza tsy ampisalasalana izay tsy mitovy hevitra aminy ho Devoly sy Satana izany inona :-D:-D:-D
32. Fiffi ( 16/02/2007 22:22)
xxx:
Izay tokoa no atao hoe adalan'ny fivavahana izy
anjekaky ooo :{:{:{ hay ve misy an'zany koa hoe "adalan'ny fivavahana" zany ?


33. niryna ( 23/02/2007 02:10)
Asa aloha ny tian'i xxx tenenina fa ny fahalalako azy io dia hoe ny olona mino an'Atra sy mamaky baiboly matetika ka hitan'ny olona tsy mino an'Atra dia heveriny ho misy fahavoazana ny sainy.Zavatra hitako izany fa izahay mifampianatra baiboly isan'andro ao am-piasana amin'ny fotoana fialan-tsasatra iny ary nisy nilaza izany hoe adala ireo olona ireo.Asa aloha e raha ny adalan''izao tontolo izao hendry eo anatrehan'ny tompo.Ny malemy hampantanjaka ny mahery sy ny sisa.
" For the foolishness of God is wiser than man's wisdom and the weakness of God is stronger than man's strength." 1 kor 1:25.Fa ny adalan'Atra dia hendry noho ny olona ,ary ny fahalemen'Atra mahery noho ny olona.

27"fa ny adalana amin'izao tontolo izao no nofidin'Atra hampahamenatra ny hendry ;ary ny malemin'izao tontolo izao no nofidin'Atra hampahamenatra ny mahery.


Asa aloha raha izay no tian'i xxx ho tenenina:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4954