Zaodahin'i Ben Laden maty tany Dago
1. lapino
(
08/02/2007 17:06)
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/ben-ladens-relative-shot-dead-in-mcar/
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/un-parent-de-ben-laden-assassine-a-mcar/
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/un-parent-de-ben-laden-assassine-a-mcar/
novalian'i pissoa ny 14/02/2007 16:55
2. xxx
(
08/02/2007 17:10)
ka inona ny olana fa maty izy dia izay e!Tsy voninahitra anie izany e!Ary i lapino aza efa nanao agro, mba nianatra ihany !:?::?:
3. kitjo
(
08/02/2007 17:31)
efa ela2 kely io!
zany hoe ilay izy dia fandroban' ny dahalo tsotra fts fa fatako tsara manko ny toerana nisy azy io...
Sady tsisy idirany @ Ben laden mihitsy izy aloha na 'related" aza fa dia asa toy ny olona miasa rehetra no nataony tany....

4. hery
(
08/02/2007 17:33)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45c08c1d5b970
Izany no mitranga eto rehefa diso toerana ny hafatra... any @ Diaspora no nahitako an'io.
Izany no mitranga eto rehefa diso toerana ny hafatra... any @ Diaspora no nahitako an'io.
6. ainaheri
(
09/02/2007 07:40)
Ka zay anie no nanaovana ilay passeport biometrique รจ @ zay tratra i ben nolaizen sy ralaitavindravao ary i tsihitafona
8. lapino
(
09/02/2007 11:30)
Tsy hitako iny dinika taloha iny fa azafady e
xxx, tena tsy azoko! fa inona no noteneniko teo? :roll::roll:
simp, malalaka koa ve ny lalana? :)
xxx, tena tsy azoko! fa inona no noteneniko teo? :roll::roll:
simp, malalaka koa ve ny lalana? :)
9. simplex
(
09/02/2007 12:58)
aza matahotra,
http://kitjo.blaogy.com/get/440/ravalomanana_tohizo_lalana.jpg
http://www.villiard.com/images/guerre/ben-laden-lara-croft.jpg
8)
http://kitjo.blaogy.com/get/440/ravalomanana_tohizo_lalana.jpg
http://www.villiard.com/images/guerre/ben-laden-lara-croft.jpg
8)