TAFITA ISIKA, misaotra zoky levalo
1. salopard
(
08/02/2007 12:45)
test ADN na paternité, tramway, bypass, passport biometrique,air force one, hammam, sauna, maison de partouze ...
sniff, sniff,...
tsy ampy dôzy
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:36
2. Fiffi
(
08/02/2007 12:59)
de inona no maha-ratsy an'zany hoe tafita zany aloha isika ?
Jereo kely ange ao @ hoy ny gazety eh ! de ho hitanao ao ny fivoarana ngezabe vita.......
Jereo kely ange ao @ hoy ny gazety eh ! de ho hitanao ao ny fivoarana ngezabe vita.......
5. Fiffi
(
08/02/2007 16:11)
ountsssss .....jereo kely ny zava-bita rehetra eh ! de zany ve no hatao hoe mihitsoka ?
6. tahiana
(
08/02/2007 21:10)
fa inna no tadiavnareo? hiverina @ radidy ve? ny alika no mihinana ny nalohany
8. Robert
(
08/02/2007 23:18)
Inoko fa tsy fanontaniana tokony hipetraka tsony io, Efa Ra-8 no nosafidiny vahoaka de tokony hiandry ny fifidianana manaraka indray..
Betsaka anie zavatra tsy mety atao-Dra-8 ka atao ahoana moa fa izy izany no mba tsara tao anaty ny ratsy ka izay nahatonga azy voafidy indray.
Raha tena mahay ny mpanohitra de tokony hiezaka mafy mba tsy ahazo toerana be tsony ny TIM @ ireo fifidianana manaraka...
Fa raha mbola izao fomba atao ny mpanohitra mikritika fotsiny de eo hitany havany eo @ fifidianana filoha manaraka.

9. fijo
(
08/02/2007 23:25)
sady mikritika fotsiny ,no mbola misaratsaraka ihany koa,fa tsy mba mampitambatra ny hery
10. tahiana
(
09/02/2007 14:04)
fa ny mahagaga ahy anie dia tsy hisy olona azo atokisana mintsy ve ny gasy rehefa eo amin'ny fitondrana eh?
11. xxx
(
09/02/2007 15:08)
alahelo seza io e!ratsiraka ty nameno paosy, ny fianakams-ny tafita daolo, nefa tafa-tsaoka, tsy voasazy, te hanaraka ny diany ry zalahy koa!
12. fijo
(
09/02/2007 23:33)
ratsiraka sady nameno paosy no tsy nahavita ninoninona.ity mba misy azo raisina.
13. bazylou
(
11/02/2007 23:00)
oadray koa izany izy marina!! dia tsy misy hafa tsy izany ve no hany takatrareo e!!
Io ny tantara io hanaporofo, inona ny vitan'i Ratsiraka ny 5 taona volohany nitondrana ary inona no nihafarany avy eo?? dia mbola hanao 25 taona main'i 8 izany ianareo ?? ary le 8 angaha tsy mameno paosy???

14. vydal
(
18/02/2007 12:36)
Inona kay no atao hoe mameo paosy ? Tsy volam-bahoaka tokony hanaovana làlana ohatra dia aviliko ho aty am-paosika ho ahy samirery na ho an'ny namako samy irery ? Izany ve no mitranga izao ?