Mandeha miangona fa ?
21. niryna
(
10/02/2007 05:25)
Zina:
Jesosy dia lehiben'ny fiangonana ka raha tia azy ianao dia mande miangona.. ny andehanana any dia ny hivavaka, hidera an'Andriamanitra, hisaotra azy amin'ny izay rehetra nomeny anao...sy ireo izay lazain'i booboo ireo ko...
No sady manampy antsika mba hanana fiarahana akaiky amin'ny membra rehetra, mahazo fampaherezana, mampianatra antsika hifandray amin'ny olona, andro iray tokana homen-tsika an'Andriamanitra ao @ fiainana andavan'andro (pour une semaine)
Mitombona tanteraka io valinteninao io.
22. niryna
(
10/02/2007 05:26)
Achia:
hihihi lasa mifampanontany izy zany marina :-D
Dia mba mila ny valiny any amin'i achia koa e
24. niryna
(
10/02/2007 05:29)
dailynews:
- tsy tsara ny mandeha irery raha tena te hiaraka amin Atra satria raha lavo ianao dia lavo irery dia tsy misy mitondra ambavaka anao dia mety tsy ho tafarina satria tsy misy mpahalala.
-ary sitrapon Atra no hanokanan ny mpino andro iray hiarahana midera Azy miaraka amin ny mpino namana sns...
Voalazanao tanteraka sady afaka mifampi-vavaka sy miara-midera ny anarany isika rehetra
25. niryna
(
10/02/2007 05:41)
[quote=hearty]
Io no andro sabata izay andro iray natokana ho azy.
Toy ireny pile ireny koa ny fiarahantsika mivavaka.mila charge-na na mila fampaherezana.
Fiarahana ny namana na ny mpiara-miangona mba hifampahery ka ahatsampantsika fa tsy irery isika fa misy olon-kafa koa mila vonjy,midera, mankalaza Azy
[quote]
[quote]
Ilaina ny miangona satria fotoana iray hahafahanao mitondra ny herinandro lasa sy ho avy eo anatrehan' Atra zany ary tsy haiko nareo na toa ahy fa raha vao banga indray aahady fotsiny dia tena tsapako ho lava sy mavesatra ny herinandro.
Io no andro sabata izay andro iray natokana ho azy.
Ilaina ny miangona satria ahafahanao mandray hafatra ho fampaherezana sy ahafahana mandinitena ny amzay efa vita koa izany ary io toriteny io no tenza isan'ny mahazavadehibe ny fiarahamiangona (Ny finoana dia avy amin'ny toriteny)
Toy ireny pile ireny koa ny fiarahantsika mivavaka.mila charge-na na mila fampaherezana.
Ny miangona dia fiaraha mivory mba hivavaka ka misy nuance kely izany amin'ireo mot roa ireo ( raha tsy diso aho dia io teny miangona io mihitsy no naùmpiasain'ny apostoly fahizay rehefa mivory hivavaka izy ireo )
Fiarahana ny namana na ny mpiara-miangona mba hifampahery ka ahatsampantsika fa tsy irery isika fa misy olon-kafa koa mila vonjy,midera, mankalaza Azy
[quote]
[quote]
26. xxx
(
16/02/2007 06:50)
Ny antony hiangonako dia hisaotra Azy aho fa lehibe ny famindram-pony.Ny vady aman-janako, ny hery nomeny ahy isa-minitra,ny fahasoava izay tsy voatanisa.Midera azy aho,mankalaza azy,manandratra ny feoko aminy.Izy no mpiaro ahy,mpiambina ny diako,mpanasitra ahy,ary tsy hirery aho fa manana azy ho raiko sy mpamonjiko.Miara midera ny anarany amin'ny olon-kafa izay mitady azy aho mba hifanohana izahay.
27. fijo
(
16/02/2007 22:13)
tsy mahita atao ny alahdy dia lasa miangona.
misy sipa tian ahoenjehana dia lasa mandeha miangona.
nahazo akanjo vaovao dia tian aho hita dia lasa any
misy sipa tian ahoenjehana dia lasa mandeha miangona.
nahazo akanjo vaovao dia tian aho hita dia lasa any
28. xxx
(
17/02/2007 00:13)
fijo:
tsy mahita atao ny alahdy dia lasa miangona.
misy sipa tian ahoenjehana dia lasa mandeha miangona.
nahazo akanjo vaovao dia tian aho hita dia lasa any
Fijo no tena farahidin'olona indrindra,rahoviana ianao vao hiova?Aza miandry ela fa ny taona vonjivonjena
Mangidy,aza manody ny goavy manta:idea:
29. cutie
(
17/02/2007 00:58)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 16-02-2007 23:13:58
Lohateny : Re : Mandeha miangona fa ?
tsy mahita atao ny alahdy dia lasa miangona.
misy sipa tian ahoenjehana dia lasa mandeha miangona.
nahazo akanjo vaovao dia tian aho hita dia lasa any
lazao aza fa tsy marina reo voalzan'i fijo reo
zay le mbola mahatonga anareo minia mikipy :-D
30. fijo
(
21/02/2007 23:44)
ka io tsy hitany tao anaty baiboly indray ny hamaliana azy de tsy mahita lazaina ry zareo ko.
34. prime
(
23/02/2007 10:42)
Ilaina ny fiaraha-mivavaka sy fiarahana miangona satria ao koa no ahafahana mifananatra sy mifanoro ary mifankahery araka ny voasoratra hoe :
"aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro." Hebreo 10:25
"aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro." Hebreo 10:25
36. niryna
(
24/02/2007 07:12)
fijo:
ka io tsy hitany tao anaty baiboly indray ny hamaliana azy de tsy mahita lazaina ry zareo ko.
Samy manana ny antony iangonany ny olona ary averiko indray fa toy ny hopitaly ny fiangonana ka ao no ahitanao ny mpanota rehetra,raha mihevitra ny tenany tsy ho mpanonta sy tsy mila an'Atra intsony izy dia tsara ho azy ny mijanona any an-trano satria maty antoka ny mandany fotoana amin'izay zavatra tsy ho ananany tombotsoa mihitsy izy.Miangona?Mba hidera an'Atra ary hisaotra azy fa na ny masonao mihiratra sy mikipy io aza dia efa voaisany toy ny isan'ny volona koa izany.Hidera,hankalaza,hanandratra ny anarany ary hisaotra azy.Tiany ny zanany hamangy azy.Manaraka hiangona mba hifampifanohana ny namana aman-tsakaiza sy ny mpiara-belona ary ny olona tahaka azy ka mba ahafantaran'ny tsirairay fa tsy ianao na izy irery no mila an'Atra fa isika rehetra miaraka.ny fahitanao ny olona manodidina anao manantona azy dia hery lehibe tsy ho voavidy vola ho anao satria io dia fanafodin'ny fanantenana.Misy olona ato dia variana manebaka sy mamalana foana izao fa tena misy (bitterness)misy hatezerana,fankahalana,tsy miaiky tena ary tsy mety afaka ao aminy ary tena hitako amin'ny fomba hifamaliany ny olona sy tsapako mihitsy ny mankarary azy.Miala tsiny fa mampalahelo ahy tanteraka ianareo , ny marary anie no mila fanafody fa tsy ny salama e,ny fankanesana any am-piangonana, ,manantona ny tompo dia efa fanafody iray lehibe ho anay mpino.(I hope I know what is it wrong with you),raha mba fantako moa inona no tena mankarary ny fonao/na nareo ka na dia mifampiresaka na adin'ny telo aza dia efa manampy anareo izany.
Mahita olona vitsivitsy aho tsy mino an'Atra saingy zareo kosa dia madio fo fa tsy mba manana hatezerana sy havinirana toy izao.Fijo a,tsy maninona raha tsy mino ianao,fa mianara mitia olona e,tsy vidiana vola anie ny fitiavana namana e! Ianao mety mieritreritra
37. cutie
(
24/02/2007 18:17)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 24-02-2007 07:17:16
Lohateny : Re : Mandeha miangona fa ?
itandry ,fa io dia misy tsianjery mivoaka sahady
:-D:-D:-D:-D:-D
iny alou de hainy mitsy
