politika fisokafana

1. fijo ( 08/02/2007 00:00)
raha nikabary ravalo tamin'ny voalohan'ny taona,dia nilaza fa hisokatra ny politikany,ka antsoina izay vonona hiasa rehetra.
dia avy dia nisaina ny mpanohitra fa hisy seza hozaraina izany eo.kanjo diso ilay tetika ,satria tsy nahazo resaka ry zalahy .dia lasa ny tsikera rehetra.afa ny lazainy ,hafa no ataony.
izao ary ,dia tafajoro ny komity hikarakara ny fanamboarana ny lalampanorenana.raha jerena ireo olona ao,dia ahitana ny mpanohitra."rakotomanana,mbiky" i eric aza moa nitsikera andravalo,nefa dia io nampidiriny ao koa.
ka mbola hilaza indray ve ny mpanohitra hoe tsy misy ny fisokafana???sa dia seza ihany vao atao hoe fisokafana?????
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:57
2. ratonga ( 08/02/2007 01:43)
iza kay io eric voalazan'i fijo io?
3. fijo ( 08/02/2007 06:08)
mpampianatra droit constit eny ankatso io.izay nanao droit teny dia mahalala azy tsara daholo.
4. Fiffi ( 08/02/2007 07:15)
hummm.....aiza bazylou @ zao ?
5. salopard ( 08/02/2007 12:40)

tsy azonao le izy razoky, tsy ampy maina ise zokifijo, efa nisy ny fisokafana, ranjeva, rabotoarison, kaleta, etc...

tsy misokatra intsony aza fa mivaha , kolombianina sy mainany efa tafiditra, ny al quaeda sy ny beau frere ny laden oussama,...

tsy fisokafana intsony no atao, fa fandokafana
tsy ampy dôzy aloha
sniff, sniff,...
6. Fiffi ( 08/02/2007 16:13)
mandehana mi-dozy zany aza koh ! ireo aloha ny olona voapetraka ao de ahoana ?
7. paris10 ( 08/02/2007 17:28)
ary maninona ra mirotsaka koa bazy, ronaldo9,tezitra,sy ny sisa fa @ zay afaka miara miasa daholo e?refa anatiny mantsy dia ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra e???
8. Fiffi ( 08/02/2007 18:13)
eka ouz !
9. fijo ( 08/02/2007 23:15)
salopard an,ka ny fomba fahitanareo le misokatra sao dia hoe midanadana ko.
10. Fiffi ( 09/02/2007 16:15)
zay mihintsy angamba...
11. fijo ( 09/02/2007 23:34)
afera hafa ny azy raha izay
12. Fiffi ( 10/02/2007 07:57)
paris10:
ary maninona ra mirotsaka koa bazy, ronaldo9,tezitra,sy ny sisa fa @ zay afaka miara miasa daholo e?refa anatiny mantsy dia ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra e???
zany ange hoa eh ! :wink: de no mi-sniff eo !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3479