FIFANDRAISANA TSARA @ MALAGASY ETO ANTOERANA SY ANY AMPITA
1. MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 09:13)
Tompoko,
Faly miarahaba antsika rehetra tratr'izao taona 2007 izao,
Mba manana hetaheta ny tenanay, izay vahiny sady izao vao niditra t@ ity serasera Malagasy ity,
Asehoy ny hevitrareo, @ marimaritra hiraisana mba hahatsara izay fifandraisan-tsika izay,
ny tenanay moa dia mpivezivezy, ka lasa mpanelanelana ireo olona sarahin-toerana,
Misaotra antsika mialoha,
Mazotoa daholo,
Dia mirary soa
Mpandraharaha

novalian'i pimaso ny 11/04/2007 07:58
2. Fiffi
(
07/02/2007 09:19)
Tongasoa MPANDRAHARAHA :) de mazotoa mi-forum :)de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy hihihihhi .
De tratrin'ny taona koh ! :)
De tratrin'ny taona koh ! :)
3. Ralay
(
07/02/2007 09:44)
Miarahaba anao tongasoa eto koa ka raha ny hevitro dia mitovy @ hevitr'i Fiffi ihany koa,raha tianao ny hahatsara ny fifandraisana dia atomboy @ famenoana ara-dalana ny mombamomba anao sy ny zavatra tadiavinao eto dia hisy foana ny namana hifandray aminao.
Dia mazotoa miforum ihany koa fa ahitanao ny zavatra rehetra mety hiseho @fiainana ato. :lol:
Dia mazotoa miforum ihany koa fa ahitanao ny zavatra rehetra mety hiseho @fiainana ato. :lol:
6. mahalafo
(
17/02/2007 16:29)
Tena mahafinaritra tokoa raha izao no mitohy fa tsy ho sahirana @ fifandraisana intsony isika mianakavy ka dia mirary soa eé
7. Fiffi
(
17/02/2007 16:41)
mahalafo: f'ita hoa eh ? :) tongasoa aloha enao :) de mazotoa mi-forum koh ..:)
11. xl
(
02/03/2007 14:18)
Salut,
finfandraisana ara-inona aloa io e!
dia ho hita eo ny tohiny
Za hira ra,
faly miarahaba ny mpandraharaha ary e!
matotra
finfandraisana ara-inona aloa io e!
dia ho hita eo ny tohiny
Za hira ra,
faly miarahaba ny mpandraharaha ary e!
matotra
12. ralaix15
(
05/04/2007 15:24)
Faly miaraba anareo rehetra eto amin'ny serasera, dia manantena fifandraisana tsara.:lol: