fitiavana matotra

1. nathie86 ( 06/02/2007 12:59)
ny fisarahana ara-pitiavana ve mitondra fahamatorana Ra afaka mamaly na efa nanana traikefa de mba valio.
novalian'i andry2007 ny 01/04/2007 09:59
2. Fiffi ( 06/02/2007 13:32)
ka lesona iny raha nisy ny fisarahana koh !
3. Fiffi ( 06/02/2007 13:33)
fa maninona no hatao eto le dinika fa tsy ao @ fitiavana ?
4. simplex ( 06/02/2007 14:33)
valiny: arakarany :°)

* ze tia adala, zany hoe tsy mahita ny lafiny ratsy mintsy refa tia. K na efa voadona mafy aza taloha d mbola mety ho voalako mafy ihany avy eo. Tsisy hifanomezan-tsiny, zay le hoe tia, fiainana doly izany.

* refa tena voadona mafy d miahiahy foana. Manome toky tena fa tsy atao mahazo intsony ny toy izany. Tena fay,... Le fitsirian'le fitiavana mintsy zany no foanana na koa hoe mailomailo be foana fa tsy mbo matoky tanteraka. Mety mitranga doly zany.

miankina @ tsirairay io e ;-)
5. xxx ( 06/02/2007 14:52)
nathie86 â!
tohizako ny an'i simplex io an!
miakina am'tsi-1-1 hoy izy marina io; ie: ny reflex-nao no mitondra azy; raha mieritreritra ny hamaly faty enao de mbola mety ho voa indray na indroa...lasa manaotao foana tsy ampiheverana intsony, fa baikon'ny (l)
Donc aza baikon'io zvt iray io mialoha, fa aoka ny saina aloha vao ny (l). Andramo moa io fa mety mahasoa anao; fa na izany aza de aza rigide loatra indray an! lanjalanjao foana, fa izay le saina de courage e!
6. Fiffi ( 07/02/2007 06:54)
bdb ny lesona azo tsoahina @ fisarahana mba tsy hamerenana intsony !
7. nathie86 ( 07/02/2007 07:01)
Fiffi:

fa maninona no hatao eto le dinika fa tsy ao @ fitiavana ?


slt ndry satria za vao² de tsy aiko hoe misy an'izany fa de miala tsiny indrindra re e
8. nathie86 ( 07/02/2007 07:08)
[quote=xxx]
nathie86 â!
tohizako ny an'i simplex io an!
miakina am'tsi-1-1 hoy izy marina io; ie: ny reflex-nao no mitondra azy; raha mieritreritra ny hamaly faty enao de mbola mety ho voa indray na indroa...lasa manaotao foana tsy ampiheverana intsony, fa baikon'ny (l)
Donc aza baikon'io zvt iray io mialoha, fa aoka ny saina aloha vao ny (l). Andramo moa io fa mety mahasoa anao; fa na izany aza de aza rigide loatra indray an! lanjalanjao foana, fa izay le saina de courage e!
[/quote

solitude: reefa irery ny tena dia mitady action. Mitady activité BDB. Misaotra anao iany alo @toro hevitra e.
ny action nefa tsy maintsy aventure na activité hafa mba analana azy de eo no mahatonga ano hanaonao fôna sou fa nisy anao misaotra e:lol:

9. Fiffi ( 07/02/2007 07:58)
nathie86: tongasoa akia an ! :):-*:-*:-*
10. mpanota ( 07/02/2007 08:30)
Fitiavana matotra::roll::lol::lol::lol::lol:
Tsy misy azany fa nateraka ny olona mba hifampitsiriritra ary tsy misy mahita ny fahasambarana sy faharetana faratampony izany eh ; tia dia avieo leo eh ; zay no fiainana dia tsy misy mahay miala @ zany eh ; tsika anie olomboaozona eh
:twisted:
Impossible zany eh
11. Fiffi ( 07/02/2007 09:20)
de mba ahoana zany ireny mpivady mahatratra 60 taona na mahery ireny ny fanambadiany ? heu....tsy misy afatsy ny fahafatesana no hanasarka ?
12. Ralay ( 07/02/2007 09:50)
Sady mitondra lesona sy mitondra fahamatorana satria ny fitiavana dia natao hitondra fahasambarana fa tsy natao hitondra sorisory,ka matoa ianao nisaraka dia tsy mety aminao ilay olona. Araraoty ny fiainana fa mandalo.:lol:
13. Fiffi ( 10/02/2007 10:49)
marina akia zany Ralay an ! :)
14. Endriko ( 18/02/2007 09:47)
:oops::roll:salut!Nathie86!
elle est tres bonne ta question!bon j vais donne mon avis!moi je crois q l'amour c'est en quelque sorte une chose qi donne gout a la vie;sans lui la vie n a pas de sens.alors si en amour on trouve pas gout a la vie!ou bien la mour nous rend mal dans notre peau (par ex lors d une sepaaration)cest que ce nest pas vraiment l amour car l amour se pardonne,ne trahi jamais son conjoint!voila!
15. wooda ( 19/02/2007 00:32)
Tsy de fanaoko loatra ny mamaly forum ohatran'ity, fa de te hamaly fanontanianao aho nathie86.

Tsy haiko aloha raha ianao no nisararaka t@lay olona niarahanao na izy, na ianareo roa tonta no samy nandray izany fanampahan-kevitra izany fa mba te hitantara @nao ny zavatra nahazo ahy aho.

16 ans izaho no nanomboka nitsiry t@ko izany fitiavana izany, ary tena naharitra 7ans izany! Tsy izaho aloha no nitondra ilay fisarahana fa ilay olona niarahako eh! Raha nahita ahy t@zany fotoana izany ianao de tena...
Loza ange izany hoe tia olona anankiray enao ka tsy tanteraka @zay tena nofisanao iny ilay izy aty aoriana eh!

Sao dia mivaona eo aho, fa izao no tena tiako hambara (dieny mbola mafana ato anatin'ny lohako sao dia hadino eo no loza) :
ny taona sy ny fotoana dia mety mamafa na mety mankalefaka izany (ilay mahazo anao izao io angamba), ka hangalatra ny valitenin'i simplex aho: arakaraka.

Arakaraka ilay fitondrasanao ilay fiainanao ihany io! ianao ihany no sofera (mpamily), mahay ny lalana tianao hiombàna (aleha), mety ianao manontany olona atokisanao @ tokony ho hataonao raha toa ka misalasala; toy izao fanaonao eto @ty forum ity ohatra.

Raha hoe kosa hitondra fahamatorana ny fisarahana ara-pitiavana (@ fitiavana no resahiko eto), de mety ho marina izany (surtout raha 1er x nao io!) fa io dia tena miankina @nao ihany.
Raha mazoto ianao dia ho tody @lay nirianao.

Ka izao ihany no teny hamaranako azy fa manomboka lava beee izy zany: 1 de perdu=10 de trouvé (enga anie ka ho tody @nao zany, fa tena marina io an! nihatra t@ko)

Manantena aho nathie86 fa mba mety hanampy kely @nao izay rehetra noteneniko t@nao teo ireny,fa izay aloha, de mahereza eh! bise :-*

Ps lava be fotsiny ho anao:

Aza kivy na malaina,
Sanatria izay mitaraina,
Raha mbola velon'aina,
Ka hitady... (tohizo)

Ho an'i Fiffi manokana: :-* tsiky de ampy!
16. Fiffi ( 21/02/2007 12:21)
:) de ampy !
17. andry2007 ( 01/04/2007 09:59)
Arakaraka ny tsi-1-1 io fa ts'isy an'zany,firy ireo misara-bady nefa mbola manao ny ataony ihany e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.09