fItondratena refa mianatra katekomena

1. xxx ( 05/02/2007 23:14)
Ahoana ny eritreritrareo: refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena, nefa amin ny maha olombelona , tsy hita zay atao satria zah mianatra kate de ndraindray mba manana eritreritra hanao sipa nefa sao sanatri tsy ho serieux ;de aveo afabaraka fotsiny;sa tsy haiko ry reto fa mba toroy hevitra.
novalian'i Fiffi ny 07/02/2007 07:14
2. rapala ( 05/02/2007 23:57)
inona aloha ity katekomena e:oops:
3. cutie ( 06/02/2007 03:04)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 06-02-2007 00:57:48
Lohateny : Re : fItondratena refa mianatra katekomena
inona aloha ity katekomena e

fandraisana ny fanasan'ny tompo e :lol:
4. cutie ( 06/02/2007 03:58)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-02-2007 00:14:20
Lohateny : fItondratena refa mianatra katekomena
Ahoana ny eritreritrareo: refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena, nefa amin ny maha olombelona , tsy hita zay atao satria zah mianatra kate de ndraindray mba manana eritreritra hanao sipa nefa sao sanatri tsy ho serieux ;de aveo afabaraka fotsiny;sa tsy haiko ry reto fa mba toroy hevitra.

tokony ataonao ze tianao atao fa tsy ny fandehanan fety sy fanaovana sipa akory de midika we ratsy fitondra-tena.

5. booboo ( 06/02/2007 08:22)
xxx > hihihihihi tsy ratsy ny manao sipa na mandeha soirée sns. Tsy ratsy kounkou ny manao erreur fa soa lavo ahay hamindra ouz ny razambe. Tsy haiko raha hainao ilay "aoka tsisy olona hanao tsinontsinona anao, noho ny hatanoranao bla bla bla iny ? Iny atao filamatra e ! raha tsy hainao dia anontanio olon-kafa fa lé hira no haiko fa tsy ny versets misy azy hihihihihihihihi
6. ari.malala ( 06/02/2007 13:04)
fa iza no miteny fa ratsy ny fandehanana soiree sy ny fanaovana sipa e! raha ilay hoe tsy ho serieux dia iny indray miankina aminao, tsy ataoko ty hoe fantaro ny zavatra rehetra dia tano izay tsara ve e!:-* dia mahavità soa e
7. rapala ( 06/02/2007 14:07)
cutie: m'ci fa na dia izany aza tsisy fantatro izany fa zà nge devoly kely e:wink:
8. simplex ( 06/02/2007 14:14)
xxx:
sa tsy haiko ry reto fa mba toroy hevitra.

ra ohatra ka tsy serieux ny sipanao d teneno serieusement izy hoe mba serieux ranga fa za anie efa serieuse mianatra kate e.
9. cutie ( 06/02/2007 16:37)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 06-02-2007 15:07:13
Lohateny : Re : fItondratena refa mianatra katekomena
cutie: m'ci fa na dia izany aza tsisy fantatro izany fa zà nge devoly kely e

anantsoiko mpiandry eo fa atovy :-D
10. booboo ( 06/02/2007 17:20)
:-D:-D:-D:-D
11. rapala ( 06/02/2007 18:34)
cutie::-Dhalefaso ary fa miandry zà
12. cutie ( 06/02/2007 18:36)
:-D:-D:-D:-D
ndraso alou mbola hitady airfare mora :-D
13. pissoa ( 06/02/2007 21:30)
:-D:-D:-D
14. rapala ( 06/02/2007 22:30)
eny ary e:)
15. Fiffi ( 07/02/2007 07:14)
xxx:
refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena,
heu....le hoe tsy tokony handeha fety kosa aloha tsy hitako zay mandrara an'zany an !
Raha hoe manao sipa indray....tsy hitako hoe aiza ny olana ? ny mpitondra fiangonana aza mananbady...(protestanta)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083