vancances

21. scorpion ( 06/02/2007 11:48)
dia refa milaza hoe hande dia ahoana ny tohiny?
22. booboo ( 06/02/2007 11:56)
dé mandefa eritreritra @ zay :-D:-D
23. landza ( 06/02/2007 13:36)
scorpion:

dia refa milaza hoe hande dia ahoana ny tohiny?

de manao reservation @ zay ka ....fa mbola tsy ampy ny kill fa aleo alou hiandry kely vao manao reservation tsika ...:-*
24. landza ( 06/02/2007 13:37)
Aino:

de aiza aloha no miatomboka eh dia hatao tahaka ny ahoana sy ahoana?


inona ndray no atomboka ry aino an , efa natomboka anie ny resaka eh , ka hande toi sa tsia ?? maika hanao reservation tsika , mila fenoina manko ny place :-*
25. landza ( 06/02/2007 13:39)
andry08:

zah koa handeha ary ravitoto, voanjobory,anamamy foana ny laoka isan'andro, isan'andro.:D


zay tintsika atao loka daholo ka , lasa zao zany an ... tandremo sao miovaova hv eo an ... tiko b ilay anarana hoe andry :lol:
26. landza ( 06/02/2007 13:39)
booboo:

dé mandefa eritreritra @ zay :-D:-D


aleo kosa izy hanotany ry bobbooo an , :-D:{:{
27. nolalaina ( 06/02/2007 14:42)
Za te andé fa tsy manana frééé :cry: misy afaka ny anampy ahy vé?? mba fanotanina ny anà an!!
28. cutie ( 06/02/2007 16:39)
Mpandefa : landza [ Valio ] 06-02-2007 10:28:54
Lohateny : Re : vancances
Hoy i cutie:

za



ay azaafdy fa tsy hitakou oe hay njy mhts no voalohany ato eh

za efa ela no vonona fa miandry top fotsiny de lasa :lol:
29. vale ( 06/02/2007 17:53)
hihihihi
landza: jereo fa efa toa misy io progs fihaonana any dago io tkoa anie ao @ dinika fety ao eeee, sa hafa mihintsy indray ty anao ity, ... fotoana(dates) hafa mihintsy izany ve...:wink:
30. vale ( 06/02/2007 18:11)
xxx:

AMPIDERA EURO VE
f'angaha koa ny euros mandeh any dago e? :lol:


31. niryna ( 08/02/2007 07:01)
booboo:

xxx > te-ho faty ? ampiderao rery any ny euro-nao fa vao ery Ivato defa miainga ny morses hoe miala any miala any e, miala any xxx eeeee ...dahalo booobaka beee koa no hitsena anao avy teo hihihihihi



8O8O8O8O
32. mbaliana ( 08/02/2007 10:48)
vale> mande ny euro any dago rehefa atakalo vola gasy ka :-D:-D:-D... aleo ze hampidera ny euro ny hampidera fa ze te hanao vakansy hanao vakansy...
toa i Fijo sy Angie no mahalala be kokoa an'io vakansy miaraka io e.. fa ao amin'ny dinika fety sy fihaonana
33. booboo ( 08/02/2007 12:48)
Niryna > i xxx niteny "hampidera euro ve" no nanoratako an'io fa tsy enao
34. vale ( 08/02/2007 18:08)
mbaliana::-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. niryna ( 10/02/2007 02:24)
booboo:

Niryna > i xxx niteny "hampidera euro ve" no nanoratako an'io fa tsy enao


fantako aky booboo a !izaho angaha tezitra aminjy?
Rahoviana ary no hiara-mirodona e!Amboary dieny izao ny fotoana hakana ny vakansy any am-piasana na ny mpianatra moa dia efa mazava ho azy.
Iza no mba hampiantrano antsika rehetra toa takany milay izany a:D
36. vale ( 10/02/2007 14:16)
nyrina: vakio dinika fety sy fihaonana aki ah:) ny mpikarakara lay fety toa efa miantoka ny resaka hébergement.:)
37. niryna ( 13/02/2007 06:19)
Misaotra vale,lazaiko ihany ny namana rehetra rehefa sendra mandeha aho,raha sitrapon'ny tompo, fa tiako ho hita daouldaoul :P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2313