Solafaka , volomborona , le masira ....

21. Fiffi ( 06/02/2007 22:17)
hihihihi vegas siora fa mahay kah ! hihihih
22. xylo ( 20/02/2007 10:26)
manao aôna dôly! mba misy afaka manome film gasy ahy ve mba hojerena fa tsy mba mahita e! misaotra
23. Fiffi ( 20/02/2007 15:38)
zah aloha manana misimisy hiany saingy.....tsy azo hatao ange ny mi-copier eh !
24. jefra ( 20/02/2007 17:05)
Solafaka : http://www.madagascar-info.net/gasikara/cinema/solafaka/solafaka.wmv
Tohiny : http://www.madagascar-info.net/gasikara/cinema/solafaka/solafaka_suite.wmv
25. Fiffi ( 21/02/2007 12:26)
jefra: misaotra nizara an ! :):-*:-* heu..efa hananako aloha le izy fa ho an'ireo namana tsy manana azy !
26. kelly13 ( 21/02/2007 12:27)
misaotra an'i jefra fa za mantsy d hum b eee, tsy mba mahita ny fahitan'ny oul!!!

fiffi>mba andefaso ankia za a, hihihi
27. Fiffi ( 11/03/2007 16:06)
hatsohiko ndry :):-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2054