hono oa ry vehivavy

21. vale ( 01/02/2007 16:37)
nikopol:

tsy mi-s'ennuyer mihintsy ianareo vehivavy raha manana chance mahita lehilahy manana an'ireo toetra ireo : mapirafy, mamono vady, mamo toaka ...

njenestooo:{,:lol::lol::lol:

22. Baovola2 ( 01/02/2007 23:17)
Fa maninona moa no tsy maintsy iray @ ireo ??? fa angah a ireo ihany ny karazan-dehilahy misy ?
Sady tsisy voatery hisafidy izany, iza no mahalala mety le mampirafy sy mamono vady ary mamo lava no "azo" fa tsy safidiana :^):twisted:
23. fijo ( 01/02/2007 23:51)
ary raha izy roa ve tsy vao miha tsara ry sipa isany?
24. diamondra27 ( 01/02/2007 23:57)
ny aza voany ihany e!

tonga dia mba darohy koa izy rehefa mamono:-P:-P
vazivazy 'zany fa tsy afaka fantarina mialoha angaha io toetra io alohan'ny tena irosoana @ fanambadiana?
Raha lhl tena mpisotro izy tsy mahatanty tsy misotro izany
Raha lhl tia mikasi-tanana ihany koa , tsy haharitra fa raha voa-provoquer-na d"'efa miala any.
Donc mila manao test ianao alohan'ny idirana mba ho siora hoe: inona aza no tena toetra ratsin'ny futur vadiko?
25. latina ( 02/02/2007 07:13)
Misy ol mahay manafi-toetra be kou! zoma alina alohan'ny mariazy aza izy mbola mandeha mitsika kely ny 2ème bureau vao mody, ilay vehivavy hatao raharaha tsy mahalala ninoninona any antranon- dRay aman-dReniny fa mientanentana tsy mahita tory miandry ny andro malaza ny ampitso.
26. xxx ( 02/02/2007 10:12)
I diamondra no nahay namaly tsara ny fanontaniana , ka izay lay hoe aza maika ny hanam bady e !!!!!! , ho an ' izay mbola tsy tafiditra dia jereo tsara aloha hoe manao ahoana ny toetoetran ' ny ray sy reniny @ lafiny rehetra satria (matetika) ny zanaka lahy na vavy tsy maintsy misy manahaka an ' ireo foana ( c ' est la vie ), ka dia anjaranao no mandray ny safidinao , ka raha tsy mahay misafidy , ka misy ilay toetra hafahafa aza mimenomenona na mitaraina hoe zao sy zao ny vadiko satria safidinao t@ voalohany iny , sa tsy marina izany :{
27. diamondra27 ( 02/02/2007 11:10)
xxx:

marina 'zany e!
voalaza ao @ baiboly ange io e! ny taranaka fara amandimby no hiharan'ny fahatezeran'Andriamnaitra.
Je m'explique: raha nisy fahotana nataon'ny razambe taloha dia ny taranaka aty aoriana no misy mahazo ny fiatraikany.
Ohatra: raha misotro toaka na mifoaka sigara be le vhv mitondra vohoka dia na ara-tsiansa na ara-baiboly dia hisy vokany iny @ ilay zaza ho teraka= santé
asa na azonareo ny tyiako lazaina.

28. diamondra27 ( 02/02/2007 11:14)
xxx:

I diamondra no nahay namaly tsara ny fanontaniana , ka izay lay hoe aza maika ny hanam bady e !!!!!! , ho an ' izay mbola tsy tafiditra dia jereo tsara aloha hoe manao ahoana ny toetoetran ' ny ray sy reniny @ lafiny rehetra satria (matetika) ny zanaka lahy na vavy tsy maintsy misy manahaka an ' ireo foana ( c ' est la vie ), ka dia anjaranao no mandray ny safidinao , ka raha tsy mahay misafidy , ka misy ilay toetra hafahafa aza mimenomenona na mitaraina hoe zao sy zao ny vadiko satria safidinao t@ voalohany iny , sa tsy marina izany :{

Merci xxx ^:^^:^^:^^:^ =D=D=D
ekena, matoa aho mba manome conseils ihany indraindray dia mba misy zavatra tsapa ihany teo @ fiainana na t@ fiainako izany na t@ fiainan'ny manodidina ahy, ary mampitandrina ny olona izay mbola tsy tafiditra @izany toerana ratsy izany, fa io moa samy manana ny safidiny ka atao ahoana e!
29. Baovola2 ( 02/02/2007 14:08)
revy samy manana ny azy eee :-D:°)8)
30. xxx ( 03/02/2007 04:18)
latina:

Misy ol mahay manafi-toetra be kou! zoma alina alohan'ny mariazy aza izy mbola mandeha mitsika kely ny 2ème bureau vao mody, ilay vehivavy hatao raharaha tsy mahalala ninoninona any antranon- dRay aman-dReniny fa mientanentana tsy mahita tory miandry ny andro malaza ny ampitso.

Nisy sipa ohatra izany koa fantatro. Asabotsy izy atao mariazy dia alatsinainy izy mbola mankany Ankatso I miasaka amin'ny kifoboainy hafa.
31. Ruby ( 04/02/2007 13:29)
statistika:

ra asaina tsy maintsy misafidy enao ; lehilahy mpapirafy sa mamo toka manalagy sy mamono no tianareo , ento aza ny resaka ?

tsy hifidy an ireo akory aho e. Tsy misy tiako na ny iray aza.

32. statistika ( 05/02/2007 08:42)
ka tsisy ankaotra an ' ireo ny lehilhy gasy @ ankamarony koa !! dia ahoana anefa .
33. ari.malala ( 05/02/2007 15:10)
ny tarehy ratsy anie no tsy azo ovaina e, nefa ny chirurgie esthetique aza ef afaka manova tarehy ratsy k omanin ra ovaina izany misotro sy mamono sy mampirafy zany?
34. paris10 ( 06/02/2007 21:27)
mahatsikaiky!aza manody fa samy alaviro ireo olona ireo @ fiainanao fa poizina hahafaty anao, dieny tsy mbola mivady dia ampianaro miaina fa ilaina ny manana taranaka vanona e!
35. fotsy ( 14/02/2007 14:49)
aleko ny ahy ry reto mapirafy toy izay mamo lava e manalagy e! refa reraka avy any izy de ts manao st valentin tsony de samy vita ny adidy e! hihihihih!
36. sakaizakely ( 17/02/2007 21:35)
xxx:

toa tsisy sahy mamaly kosa nareo e !! , nefa anie dia tsy maintsy iray @ ireo toetra eo @ lohateny ihany ny lehilahy efa azonareo na mbola ho azonareo e !!! , raha tsy hoe araky ny tenin ' i andry hoe mahaiza mifidy fa aza maika .

dain ty xxx ! F'anga ratsy taiza oatra anao daholo ny lhl rehetra no hoe tsy maintsy iray am'reo no ho azonareo ?
Sa ve za no nahazo alien ? Atsangano ny tanan'izay manana alien ao antranony ry vhv namana rehetra

37. Fiffi ( 18/02/2007 15:11)
sakaizakely:
dain ty xxx ! F'anga ratsy taiza oatra anao daholo ny lhl rehetra no hoe tsy maintsy iray am'reo no ho azonareo ?
f'ita hoa eh ! tsssssss !!! mety xxx no nahazo an'zany fa tsy voatery ohatran'zao daholo ny lhl eh ! bdb no tena matotra !! manaja ny tokatranony ! manaja ny vadiny ! manaja ny sipany !

38. linjo ( 23/02/2007 14:13)
Ny alcool, dia avy amin'ny teny arabo hoe al'gool, zay midika hoe devoly, ka ny misoatro toaka dia toy ny mampiditra karazana fanahy ratsy ao anaty, ary dia io fanahy ratsy io no mitaky ilay alcool isaky ny fotoany. Tadidio koa fa ny alcool, dia azo avy amin'ny fahalovana na fermentation, zany hoe avy @'ny zavatra efa ratsy sy lo, donky na dia fetsy aza Satana, ka dia atao @'izao fomba moderne rehetra izao aza (champagne, whisky sns...) dia zavatra ratsy no niandohan'ny toaka (fruits fermentés). Ny tena pire dia mahadonto tsikelikely ny tena sy ny atidoha ka tsy ho afaka mandanjalanja ny tsara sy ny ratsy intsony 'lay olona rehefa avy eo.
Omeko indray ny fampirafesana @'ny manaraka.
39. booboo ( 13/03/2007 14:08)
hum hum
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4575