fiv

1. xxx ( 31/01/2007 14:44)
ahoana kay no faharetan'ireny FIV reny mety ho ela ve sa mety ho vetivety? tokony firy volana sa aman-taona,
2. booboo ( 31/01/2007 15:08)
enao ve lé xxx ary @ "tsisy bedy" ?

:-w:-w
3. xxx ( 31/01/2007 15:24)
ie fa tena tsy azoko mintsy eh! tena mbola tsy afa-po za
4. ari.malala ( 01/02/2007 07:37)
fa inona le FIV?
5. tisera ( 01/02/2007 12:41)
fécondation in vitro aloha no fahalalako an'izany fa asa raha mitovy @ io eritreretiko io no resahin'i xxx eto!
6. sitlo ( 01/02/2007 14:07)
Amin'ilay tonokira ireny indray aho no mahita an'ireny fiv be dia be ireny.
Ny faharetany aloha arakarak'ilay hira eh.
7. chakkakkely ( 03/02/2007 18:27)
sitlo:

Amin'ilay tonokira ireny indray aho no mahita an'ireny fiv be dia be ireny.
Ny faharetany aloha arakarak'ilay hira eh.



lol lol lol :^):-P8-);-)
8. dongadonga ( 07/04/2007 09:17)
fiv :?::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2875