T de jehovah

21. fijo ( 03/02/2007 06:07)
ny fivavahana mihintsy no tsy tokony hoekena intsony fa manimba vahoaka e
22. cutie ( 03/02/2007 21:27)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-02-2007 07:07:21
Lohateny : Re : T de jehovah
ny fivavahana mihintsy no tsy tokony hoekena intsony fa manimba vahoaka

:-D:-D:-D:-D
23. Zina ( 04/02/2007 02:45)
fijo [ Valio ] 03-02-2007 07:07:21
Lohateny : Re : T de jehovah
ny fivavahana mihintsy no tsy tokony hoekena intsony fa manimba vahoaka e


Asan'i satana io....
itan'i devoly fa fa betsaka ny olona ny te-hanaraka an'Andriamanitra dia ataony izay aha-confus an-dra-olombelona (izay no atao oe babylona) amin'izay dia tsy ita intsony izay marina sy tsy marina....

Rehefa te-ahalala ny fahamarinana dia mi-baser an'ny Baiboly ihany sy mianatra izay ao anatiny.. io no fiarovan'ady hananan-tsika...

cutie a lozana mime fotsiny...
24. niryna ( 04/02/2007 08:24)
xxx:

izaho ihany no nametraka fanontniana ny TJ sy 25/12 , fa avadiko kely ny pejy / Ary ny TFM eto Mada ve fiangonana tsotra sa sect e !!! ? manana eritreritra hafahafa ihany koa ry zareo reo .


xxx a azafady raha mba misy mahafantatra inona izany TFM ary sect izany fa izaho tsy mahafantatra an'ireo roa ireo.Mbola tsy nisy an'ireo tamin'izaho tany.
25. cutie ( 04/02/2007 22:15)
cutie a lozana mime fotsiny...

io ihany no haiko atao :-D
26. xxx ( 05/02/2007 08:18)
ilay TFM raha tsy diso aho dia takarivan ' ny fanahy masina misy an ' i Rabenasolo re e !!!
27. kitjo ( 06/02/2007 15:32)
anaram-piangonana ve sa karazana fivoriana na fikambanana tsotra?

nyrina. aiza kosa no hoe raha mbola tsy hitanao ve dia sekt...adihadio aloha e
28. niryna ( 06/02/2007 17:42)
cutie:

cutie a lozana mime fotsiny...

io ihany no haiko atao :-D

tsy efa lazaiko ve dry fa milaza ny marina foana e :D:D

29. niryna ( 06/02/2007 17:44)
kitjo:

anaram-piangonana ve sa karazana fivoriana na fikambanana tsotra?

nyrina. aiza kosa no hoe raha mbola tsy hitanao ve dia sekt...adihadio aloha e

Tsy azoko.inona hoy aho ny atao hoe sekt..?

30. cutie ( 06/02/2007 23:32)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 06-02-2007 18:42:50
Lohateny : Re : T de jehovah
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
cutie a lozana mime fotsiny...

io ihany no haiko atao


tsy efa lazaiko ve dry fa milaza ny marina foana e

misy maharatsy an'zany nga :-D
31. niryna ( 09/02/2007 07:14)
cutie
32. cutie ( 16/02/2007 02:38)
niryna
za tsy mila kahie ka , efa hitako ato @ dinika daholo ny lesona :-D
33. ndrena ( 16/02/2007 13:09)
Voamarika aloha fa tsy misy TJ ny mpandray anjara eto e,nefa raha misy ihany namana ato ao @ io dia tokony handray anjara eto.Tsy ny daty tokoa no zava-dehibe araka ny voalaza teo fa ny fahatsiarovana azy.Na dia isika olombelona ary mba mankalaza ann. nefa tsy nisy zvt firy tena mampisongadina antsika maika fa ny an'ilay Zanak'Andriamanitra,nefa Izy nahavita asam-pamonjena lehibe ho an'izao tontolo izao?Ny finoanao no mahavonjy anao e!
34. mendrika ( 15/03/2007 21:41)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3155