Zaodahin'i Bin Laden maty voatifitra taty Madagasikara

1. chayo ( 31/01/2007 12:31)
Vakio anie fa mahaliana (Anglais /Francais)
F'angaha rehefa manam-bola dia raisina aty daholo ry Mpitondra ah!Zaodahin'i Bin Laden,Gadra Sinoa , dia iza koa no efa aty dia iza koa no ho aby????Indrisy ry vola ....
-----------------------------------------------------
Un homme d'affaires saoudien et parent par alliance d'Oussama ben Laden a été tué par balle par des inconnus à Madagascar, a annoncé son frère mercredi.
(AFP) Jamal Khalifa, qui travaillait dans le commerce des pierres précieuses, "a été tué de sang froid en plein sommeil, quand une bande armée d'une trentaine de personnes ont attaqué sa chambre", a déclaré Malek Khalifa à la chaîne satellitaire arabe, Al-Arabiya, basée à Dubaï.

Les assaillants ont volé toutes les affaires de Khalifa, a ajouté son frère, qui s'exprimait au téléphone depuis la ville saoudienne de Djeddah, sur la mer Rouge.

Selon des sources non précisées citées par la chaîne, des hommes armés ont attaqué mercredi à l'aube une mine de pierres précieuses dont Khalifa était propriétaire et l'ont tué, emportant des documents et d'autres biens.

Malek Khalifa a soutenu que son frère n'avait aucun lien avec ben Laden, bien qu'il soit un parent par alliance du chef d'Al-Qaïda, qui a été déshérité par sa famille. "Il n'avait aucune relation avec Oussama ben Laden (...) son groupe ou tout autre groupe", a dit Malek Khalifa. /.MPK
-----------------------------------------------------
Bin Laden brother-in-law shot dead in Madagascar: TV

Dubai - A Saudi businessman and brother-in-law of Al-Qaeda leader Osama bin Laden was shot dead by unidentified gunmen in Madagascar, his brother said on Wednesday.

Jamal Khalifa, who traded in gems, "was killed in cold blood while sleeping in his room, which was raided by an armed gang of 25 to 30 people," Malek Khalifa told Dubai-based Saudi-owned Al-Arabiya television.

The assailants stole all of Khalifa's belongings, the brother said by telephone from the Saudi Red Sea city of Jeddah.

Al-Arabiya quoted unspecified sources as saying the gunmen stormed a precious stones mine owned by Khalifa at dawn Wednesday and killed him, making off with documents and other possessions.

Malek Khalifa insisted that his brother had no links with bin Laden despite being a brother-in-law of the Saudi-born terror chief, who has been disowned by his family.

"He has no relation whatsoever with Osama bin Laden. He had told all international (television) channels that he has no links with Osama bin Laden's organisation or any other organisation," Malek said.

Agence France Presse

novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:01
2. maditra ( 31/01/2007 13:56)
chavo> na zaodahin'i bin laden nefa tsy miray tsikombakomba aminy ve dia raisina ho fahavalo foana?!
I BIn Laden anie ka tsy raisin' ireo havany ho havana akory izao!
3. sitlo ( 31/01/2007 15:06)
za ndray efa ela no nanahy fa mora ihafenana ao Madagasikara.
4. jentilisa ( 31/01/2007 15:29)
Taiza teto Madagasikara no nisy fitrandrahana vatosoa manan-tompo?
5. kitjo ( 31/01/2007 15:53)
jentilisa. misy k!!! ary betsaka tokoa...
Mandehana ao @ BCMM raha te-hanana jentilisa..hihiihih
6. mbaliana ( 31/01/2007 19:40)
za koa 'accord amin'i sitlo
7. fijo ( 31/01/2007 21:31)
madagascar anie efa fantatra fa mora idirana e,ka izay no nahatonga azy tany.marihiko fa ny US dia efa nampitandrina fa ireo pakistanais ireo dia betsaka ny manao fanodinana vola any mada.ary raha tsy diso aho efa misy manaramaso ireo.
8. Papoose ( 31/01/2007 22:24)
maditra a!hay hono efa nisy fampitandremana ho an'ireo "Pakistanais" mpanodikondimbola!!=))=))=)):-P
9. cutie ( 31/01/2007 23:47)
tsara zay
avelao ho faty any :-w
10. zandikely ( 01/02/2007 01:12)
Fahitako ahy, nisy namono izy amina maha mpanam-bola azy fa tsy dia misy hifandraisana amin'ny maha fianakavian'i Ben Laden azy.

Ny fanontaniana tokony hapetraka aloha dia mpandraharaha ara-dalana ve, tsy voatery hoe olona niditra antsokosoko izany izy.

- Momba ireo resaka fahiny mitrandraka harena any Madagascar dia ny mpitondra Malagasy mihitsy no fositra sady tsy manao ny asany, ary miray tsikombakomba. Tamin'ny herinandro iny izao teo dia nisy olona tratra saika hanondrana hazo sarobidy tamin'ny faritra SAVA, araka ny voalaza dia manana olona amin'ny Fitondrana izy hahafahany manao izany.

Ny tiako ho lazaina dia aza dia varaina manome tsiny ny vahiny loatra fa tsara ihany koa mba mijery hoe inona no mba ataon'ny Fitondrana Malagasy. Generaly mameno ny tanana hatramina Premier ministre nefa mbola maro ihany ny olona miditra antsokosoko any Madagascar, maro ny manao izay ataony satria tahaka ny tany tsy misy lalàna.
11. cutie ( 01/02/2007 01:15)
ty ny version @ teny anglisy
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6317425.stm
12. zandikely ( 01/02/2007 04:09)
Misaotra Cutie:lol:, mba tsy hitako indray io lahasoratra io.


Mr Khalifa's brother Malek Khalifa said details of the incident were still sketchy, Reuters news agency reports.

"I don't think it was politically motivated," he told Al Arabiya television.

Fa mety misy resaka politika ve ambadik'ity raharaha ity? Miandry ny version avy amin'ny Fitondrana Malagasy raha izany.

13. maditra ( 01/02/2007 05:06)
papoose> Enao an!!!
14. fijo ( 01/02/2007 05:29)
maty izy aloha na resaka politika na resaka vono olona tsotra.
15. marinasa ( 01/02/2007 10:03)
zay zany ka atao ahoana
16. diamondra27 ( 01/02/2007 10:31)
sao de hitrandraka diamondra sy vatosoa hafa aza no nadehanany tany, de voaroban'ny dahalo?

jereo tsara nge ny tantara e!
17. diamondra27 ( 01/02/2007 10:35)
Société

:: Monde des affaires • Les pierres précieuses

Un beau frère de Ben Laden tué par balle


Avec ce fait divers que constitue l'assassinat du beau frère du célèbre Ben Laden, Madagascar entre de plain-pied dans le monde du terrorisme international, qu'elle le veuille ou non. A preuve la demande du rapport d'autopsie émanant des autorités saoudiennes somme toute légitime mais qui fait planer un climat de malaise dans le pays.


Un homme d'affaires saoudien, beau-frère d'Oussama ben Laden, a été tué par balle par des inconnus à Madagascar, a annoncé sur une chaîne de télévision internationale son frère mercredi. Le décès de cet homme d’affaires est confirmé par de sources autorisées locales.
Jamal Khalifa, qui travaillait dans le commerce des pierres précieuses dans le Sud de l’île, a été tué par une bande armée d'une trentaine de personnes qui se sont emparées de son argent, de sa mallette et de son ordinateur portable.
Plus simplement, « les assaillants ont volé toutes les affaires de Khalifa », a précisé son frère, rapporte la source internationale de l’information.
Jamal Khalifa a séjourné dans la localité de Sakaraha (sur la route nationale 7), province de Tuléar. Il serait propriétaire d’une carrière sinon un négociant de pierres précieuses, donc un habitué des lieux. Mais des bandits l'ont tué, emportant des documents et d'autres biens.
D’après son frère Khalifa, cet opérateur saoudien n'entretenait aucune relation avec Ben Laden, bien qu'il soit un beau-frère par alliance du chef d'Al-Qaïda. Quoi qu’il en soit l’assassinat provoque un certain malaise dans les relations entre l’Arabie saoudite et Madagascar.
De source étrangère, on apprend qu’un responsable anonyme cité par l'agence officielle SPA a indiqué que le ministère saoudien avait contacté les autorités à Madagascar par le biais de l'ambassade saoudienne en Tanzanie pour être informé des circonstances de ce crime et qu'il avait également demandé le rapport du médecin légiste.
Dès hier en fin d’après midi, le corps de la victime a été acheminé sur la capitale Antananarivo pour être remis aux autorités et confié aux représentants de la famille et aux autorités consulaires, semble-t-il.

.: Imprimer
01/02/07 -
:: Copyright © 2003 Madagascar Tribune - Tous droits réservés ::



ASAN-JIOLAHY. Tsy mifidy hasiana fa izay be vola dia fafazany
Havan’i Ben Laden matin’ny dahalo


Vaovao nanaitra ny maro tokoa omaly ny nahafantarana fa nisy teratany vahiny novonoin’ny dahalo tany amin’ny faritra atsimo andrefan’ny nosy tany. Voalaza fa toa hoe havan’ilay olo-malaza amin’ny fampihorohoroana antsoina heo Ben Laden izy io. Saingy tsy mpikambana amin’ny Al Qaïda kosa izy, araka ny vaovao nampitain’ny mpitandro filaminana taty aminay.

RS





Samy efa namoaka ny vaovao avokoa ireo masoivoham-baovao vahiny manana solontena aty amintsika. Ary avy amin’izany aza no nahalalana fa fianakavian’i Ben Laden izy io. Tamin’ny alarobia maraina be tokony ho tamin’ny 1 ora dia notafihan’olona tsy latsaky ny 30 ity vahiny maty ity. Ny vaovao avy amin’ny mpitandro filaminana ihany no nahalalana fa malaso izy ireo. Avy amin’izany loharanom-baovao izany ihany koa no nahalalana fa toa hoe ny tifitra niantefa taminy no nahafaty azy. Teo anelanelan’Ihosy sy Sakaraha no niseho ny fanafihana. Tsy voafaritra mazava tsara hoe taiza amin’ireo tanàna maro miorina manamorona an’iny lalam-pirenena faha-7 iny. Azo lazaina fa dia manomboka eo Ilakaka ka hatrany Sakaraha dia maro ny tanàna miorina. Trano anisan’ny tena tsara tokoa. Ary rehefa mijery ianao dia ana vahiny mpividy vato sy mpitrandraka vato izy ireny.

Mividy sy mitrandraka vatosoa no ataon’ity vahiny ity eto amintsika. Izay tena antony nanafihan’ny dahalo azy dia azo halaina sary an-tsaina fa ny volabe sy ny vatosoa maro efa azony. Misy fomba fanaon’ireo vahiny rehefa hividy vato izy ireo. Tsy mitondra vola mandehandeha ry zareo any ambanivohitra lavitra any izay misy ny vatosoa. Tsy maintsy manatona tanàn-dehibe misy banky vao manao izany. Any no atao ny fandoavana ny vola dia samy miala avy eo. An-keviny ho tsy nahatandrina io zavatra io ity olona voatafika ity.


io voalazan'ny midi io le izy e!
18. ledada ( 01/02/2007 11:34)
hihihihi!Tezitra b hono zany i ben laden oe novonoin'ny "DAHALO" malagasy ny havany! d ho avy @ izay izy handripaka ny dahalo rehetra eto M/kara! hahahha! ho fongana tatneraka ny dahalo anaovan'i ben laden azy! hahahha!
19. diamondra27 ( 01/02/2007 11:59)
ledada: tandremo ary sao de le innoncents ndray no maty klé:?
20. Zina ( 02/02/2007 03:58)
to tene mampatahotra ny any Dago raha izany ko...:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2416