Miaraka voalohany

1. xxx ( 31/01/2007 10:48)
Nareo vehivavy hafa kay rehefa miaraka @ lehilahy vao voalohany any @ tranony dia tonga ve nareo dia manome ? ( mi dodo miaraka aminy izany an ) izahay manko tsy nanao n ' inona fa za no otran ' ny nangitakitaka zany , dia menatra aho hoe za ndray ve no ikitika voalohany .
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:50
2. xxx ( 31/01/2007 11:08)
Tsy voatery hanao firaisana anie ianareo raha indrindra ka voalohany nihaona tany @ tranony eh!
Aza mikitika voalohany izany fa avelao izy no handray ny fanapahan-kevitra momba an'io. Ny lehilahy mantsy dia tokony "handray ny décision foana hono".
Mety ho nitsapa izy. Mety ho nanaja koa.
Aza kivy fa raha nieritreritra ianao dia azonao resahana izy hoe: inona marina no tiany ary manao ahoana ny toe-tsainy t@ ianao niara-natory taminy.
Resaho moramora dia ho hitanao raha fahasarotan-kenatra na zavatra hafa.
3. chipie1 ( 31/01/2007 11:47)
aza amena mintsy manko raha tsy vady :-D
4. xxx ( 31/01/2007 11:50)
chipie1> =))=))=)), tena marina
5. xxx ( 31/01/2007 13:08)
mimeme chipie fa tena marina izany an! (xxx hafa=
6. xxx ( 31/01/2007 13:19)
Misaotra namaly , efa fanitelony no niaraka otrizay izahay tany antranony , mipetraka irery izy , marina hoe nifanafosafo sns , za kiloty hihihi ambany sisa no nanaovako ny azy koa fa dia itako toa tsy vonona mihintsy izy mikitika ahy , hafahafa ihany ka !!!, za kosa ve zany dia iandry eo foana , mety ho za @ manaraka ny anao ny action voalohany nefa nareo miteny hoe tsy mety , refa vieo izy ho avy aty antranoko dia ho hita eo .
7. xxx ( 31/01/2007 13:21)
Misaotra namaly , efa fanitelony no niaraka otrizay izahay tany antranony , mipetraka irery izy , marina hoe nifanafosafo sns , za kiloty hihihi ambany sisa no nanaovako ny azy koa fa dia itako toa tsy vonona mihintsy izy mikitika ahy , hafahafa ihany ka !!!, za kosa ve zany dia iandry eo foana , mety ho za @ manaraka ny anao ny action voalohany nefa nareo miteny hoe tsy mety , refa vieo izy ho avy aty antranoko dia ho hita eo .
8. booboo ( 31/01/2007 13:37)
xxx > maika bee kounkou enao zany a ! hihihihi. Refa mbola tsy te-hi-crac crac izy dia hajao ny safidiny.
9. maditra ( 31/01/2007 13:52)
mahagaga ahy indray i xxx fa ny vehivavy rehetra miaraka amiko dia mila tambatambazina, andaingana aza ny sasany, omena toky be, dia ela be dia eeeeeeela be vao manome. :-D
I xxx indray tonga dia te-hanome fa ranamana no tsy mety. Beau couple nareo izany, lol
10. xxx ( 31/01/2007 14:25)
ny ana dray , vao voalohany dia tonde raikitra foana , za koa moa tsy mandeha any antranony zany ra ohatra ka vao voalohany miona , fa ena antohatra aza dia efa raikitra koa , tsy mahandry hoe any antrano zany tsony lololololol sady tonde milay be an
11. xxx ( 31/01/2007 16:32)
rehefa te .... iny tokoa anie tsy mieritreritra izay hoe zao sy zao fa matoa manome dia efa mporofom pitiavana izany e !! sady itako maha salama koa io e !! , za raha vao mitady ho kizitina dia io no mampy calme ahy ; taloha za tezidava sy kizitina no vizana foana , fa ny vadiko ihany no nahay na mpicalmé ahy avy eo , na izy aza itako fa ampy dose tsara amiko dia nipirina amizay , fa taloha an !!!!!, tsy hita mihintsy enfin efa taloha izany .
12. fijo ( 01/02/2007 06:10)
misy bandy menatra ka tsara kokoa raha le sipa no mitarika.tsy misy fady izany io,fa rehefa te hanao ndry dia tairo izy.sady amin'izay koa mazava hoe inona no antony tsy nanaovana hatrizay.
mahereza de lazao ny tohiny e.
bandy matory andro izany
13. ari.malala ( 01/02/2007 07:23)
mikoz ndray n virja an hummmm:-D
14. xxx ( 01/02/2007 09:23)
an ' i fijo misaotra anareo rehetra namaly aloha , fa niaraka izahay omaly indray fa kay izy ity efa lehilahy zatra be zany , fa dia gaga be fotsiny aho fa niakohoka tao ambaniko tao izy , nafinaritra be aloha e !! hihihih dia avy eo moa izy teo amboniko fa teo za vao maika nahazo tsirony be , kay otrizany ve ty hoe 7 ém siècle e !!! ? Toa tsy narary akory fa nisy ra kely fotsiny , eny e !!! mahavariana ihany .
15. fijo ( 01/02/2007 23:50)
izay eny fa nahita vokany ilay olona.izay le tanjona e.
ari,ndry wa aza gaga amiko,fa minoa fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397