namana eto Hamburg

1. chakkakkely ( 30/01/2007 19:14)
miarahaba ny namana rehetra ,
ono hoa kay soa mba misy manana eto Hamburg fa za zany vao tonga eto , dia tsy mahita namana mintsy eh , ka soa mba misy iany aty eh , namana tena namana an
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 14:13
2. barzel ( 30/01/2007 22:33)
Salut!!!!
Ny fantatro aloha dia misy sipa kely gasy ao Hanovre. Tsy dia lavitra loatra Hambourg. Koa raha mi-intersser anao dia omeko ny adresse e-mail-ny na raha manaiky koa izy dia ny Portable.
A bientôt peut-être
3. chakkakkely ( 31/01/2007 11:31)
salut ,
ny ana alo ny tena tiako dia eto HAmburg mintsy satria ny ana le mba miaraka mandehandeha rehefa week end na otrany zany no tena mba tiako , fa tsy maninona koa ka , namana daholo zany , sady za tia namana be , fa miandry aho zany eh
meci:lol:
4. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:55)
das ist zu weit :oops:
5. fijo ( 02/02/2007 10:22)
le das anie efa nody any mada e
6. chakkakkely ( 02/02/2007 12:20)
ahahhahaha
LazaDaddy, wo bist du?;-)
7. xxx ( 02/02/2007 12:54)
Mandeha ato amin'ny sera2 dia jereo ny momba ny olona fa ahita ianao
8. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:48)
chakkakkely> jetzt geha ich nach Hause :wink: Kommst du mit?
9. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:51)
so ein Fehlerrrrr! geha -> gehe. hahaha. Ich muss noch mein Deutsch verbessern
10. kelly13 ( 02/02/2007 14:53)
8O:(8O:(8O:(8O:(
11. chakkakkely ( 02/02/2007 14:59)
LazaDaddy , ja , ich komme , aber wo?
und deine Deutsch ist perfect;-)
12. LazaDaddy ( 02/02/2007 15:02)
Katzestrasse 10 - Seraseraland =))
13. Samoana ( 02/02/2007 15:17)
niryna aaaaaa ! vonjeo fa ireo misy ":twisted:" misy tandroka miteny @ teny tsy fantatra ô !!!!
14. chakkakkely ( 02/02/2007 20:31)
Samoana:

niryna aaaaaa ! vonjeo fa ireo misy ":twisted:" misy tandroka miteny @ teny tsy fantatra ô !!!!


ahahahahahha;-) :-o
mety nilatsahan yn fanahy masina zay dia lasa niteny tamin ny teny tsy fantatra eh ihihihihih8O
15. chakkakkely ( 02/02/2007 20:33)
LazaDaddy:

Katzestrasse 10 - Seraseraland =))


ok , ich komme sofort
also bis dann
16. niryna ( 08/02/2007 06:21)
chakkakkely:

Samoana:

niryna aaaaaa ! vonjeo fa ireo misy ":twisted:" misy tandroka miteny @ teny tsy fantatra ô !!!!


ahahahahahha;-) :-o
mety nilatsahan yn fanahy masina zay dia lasa niteny tamin ny teny tsy fantatra eh ihihihihih8O


zaho aza mba gaga ilay teny.Ny miteny amin'ny teny tsy fantatra anie dia ny tsy mpino e.Omen'Atra hery izy hiteny mba hampino ny olon-kafa sy ilay tenany izay tsy mino.

17. Fiffi ( 08/02/2007 07:21)
Samoana:
niryna aaaaaa ! vonjeo fa ireo misy ":twisted:" misy tandroka miteny @ teny tsy fantatra ô !!!!
:-D:-D:-D


18. LazaDaddy ( 08/02/2007 11:39)
chakkakkely> was bedeutet "fiteny tsy fantatra"? Fremdsprache oder?
19. Fiffi ( 08/02/2007 11:42)
LazaDaddy: zah aloha tsy mahafantatra an'io an ! :wink:
20. LazaDaddy ( 08/02/2007 11:45)
macht nicht! =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6879