mampalahelo ramsé sy madam

1. xxx ( 29/01/2007 12:04)
fiainana ve izany ? mpivady mananjanaka 7 taona tsy miara matory intsony izy mivady mbola samy tanora anefa 40 sy 43 eo ,ramatoa io dia kizitina lava , ramose mandefotra lava no matahobady , manaiky @ izay atao rehetra na diso na marina : mahafaly anareo vehivavy ve no manana lehilahy tsy misy hazon ' damosina otrizany ???????
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 21:59
2. kallie ( 29/01/2007 13:21)
mety zay mintsy no itiavany azy ko
3. xxx ( 29/01/2007 14:46)
ary raha vhv no tsy misy de ahona za ry reto manao an'iznay an!
4. kanto10 ( 29/01/2007 15:22)
tena mampalahelo marina zany, aza kizintina loatra kosa ramatoa a, ho an'ny ramatoa rehetra io an
5. diamondra27 ( 29/01/2007 15:30)
matoa misara-mandry de misy dikany tsy azo anoharana ao fa de aza manao an'izany kosa e!

ohatra we miesona be ny iray de tsy hahita tory mihintsy lre vadiny de à long terme le izy misy effet -ny ihany, sao de io no maha-kizitina andrafotsy fa tokony dinihina ihany.

Tena zay le tonga @ fitenenana hoe: "mampiesona" e!=))

ramose mandefitra lava zany misy dikany ihany koa; jereo ny fahazazany, relation entre sa mère et lui, de lazao anay... de tokony ho voavaly ao le tranga.

Misy lhl de miandry tezaina toy ny zaza ny dia efa lhl lehibe aza. Zany v no atao we tsy misy hazondamosina hoy nareo
6. vale ( 29/01/2007 16:27)
hihihihihihihi:°)
7. xxx ( 29/01/2007 16:28)
amiko dia tsy ilay lehilahy no tsy ampy hazon-damosina fa tsy mahavita izay tokony ho vita ka dia mangina io lehilahy io! Ianareo angaha no niaraka tamin-drizareo ka mahafantatra ny zavatra miseho ao @ tokan-tranony avy! Manao psy be daholo nefa fôpla!
Oh ry xxx an! aza dia mitsikilo be loatra fa ny anao aza tsy dia mety loatra aza! Jereo tsara!
Ny rehetra dia jereo aloha vao be hevitra eo fa aza be serimimonina eo!
8. xxx ( 29/01/2007 16:33)
samy marina daholo ny voalazanareo fa ra izaho manokana aloha lahy aho no miteny , fa raha mbola samy tanora 40 sy 43 zany no tsy miara matory tsony , olona efa mananti - tena zany izy roa , na misy blem lay vehivavy na ny iray dia tsy mahay mifandray intsony , olona kizitana zany koa tsy azo iaraha miaina e !!! maika moa fa hoe iaraka atory , dia maty foana balita angamba rehefa mbo otrizay e !!!! , ny vadiko aza efa 55 ans mbola miara matory tsara zay za 56 mbola fafinaretana no azo koa zay vao 40 taona ve dia maty nofo sahady , mandeha mitsabo tena koa !!! irangaha no mammpalaelo .
9. xxx ( 29/01/2007 16:36)
amiko an! ianareo no miditra loatra @ fiainan'ny olona ary tsy hitondra soa ho anareo io nefa: tsy fantatra foana izay miseho any @ fiainan'ny olona any an!
10. xxx ( 29/01/2007 19:39)
xxx:ka ze tantaraina aminay no valianay kou fa zahay ngah miara-mipetraka aminy?

De tsy voatery hanaraka ze lazainay kou le olona fa ze tiany ihany io kou, mihaino @ sofina havi de avoaka @ sofina havanana
:-D:-D:-D
11. dongadonga ( 29/01/2007 20:09)
hiihii:lol:
12. xxx ( 29/01/2007 20:36)
MAHAMENATRA efa 65 taona ianao mbola mitsikera ny fiainan'olona foana ,za mahatoky fa zanakao le lhl o ,hitako no mitovy toetra aminao ,alaivo ny placeny le lhl é so mba mahasoanao
13. sitlo ( 29/01/2007 21:51)
Raha trondro aloha na lahy na vavy dia aleoko tsy misy hazondamosina daholo eh. Amin'izay tsy mandany andro intsony ny mihinana azy.
14. jhouhlambout ( 30/01/2007 00:34)
15. ari.malala ( 30/01/2007 07:47)
sitlo:

Raha trondro aloha na lahy na vavy dia aleoko tsy misy hazondamosina daholo eh. Amin'izay tsy mandany andro intsony ny mihinana azy.



:-D:-D:-D:-D:-Dnga ko misy trondro lahy sy vavy ry sitlo? de aona no ahalalana azy?
16. xxx ( 30/01/2007 10:22)
Valio ny lohahevitra etsy ambony fa tsy resaka trondro no atao eto akory , izay no mbola mahavoa antsika gasy mivoana @ sujet iray foana , fa tsy mba matotra
17. diamondra27 ( 30/01/2007 12:09)
sitlo:aza matoky ny saka fa trondro ny laoka hihihi
18. xxx ( 30/01/2007 12:44)
sao dia misy fofona trondro foana kosa aza ilay vehivavy dia tsy mahatanty lay lehilay matory miaraka aminy .8O
19. xxx ( 30/01/2007 19:30)
xxx:

Valio ny lohahevitra etsy ambony fa tsy resaka trondro no atao eto akory , izay no mbola mahavoa antsika gasy mivoana @ sujet iray foana , fa tsy mba matotra



Tena voa mafay mihitsy isika gasy. Tsss Mamangy amin'ny fahoriana eh. Ny rakitra aza adino
20. sitlo ( 30/01/2007 21:59)
xxx:

Valio ny lohahevitra etsy ambony fa tsy resaka trondro no atao eto akory , izay no mbola mahavoa antsika gasy mivoana @ sujet iray foana , fa tsy mba matotra

8O

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4403