iza no radaoro?
1. anjely
(
28/01/2007 20:51)
Bonjour daholo! HELP! Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe: iza no radaoro? za tompoko, iza no Rasoa? zà Tompoko, etc....
novalian'i mnirina ny 28/02/2014 01:24
2. ratonga
(
28/01/2007 21:35)
mampimé tokotrany iny hira iny an:-D:-D:-D, zà konko mba miandry:lol:
4. Lalah
(
29/01/2007 02:05)
Iza no radaoro?
Za tompoko
Iza no rasoa?
Za tompoko
Ianareo roa mitsangana avokoa
Eny tompoko
Ty misy fitoriana
Eny tompoko
Fisaraham-panambadiana
(misy adinoko)
Rasoa
Azafady aminao mse le presidant
Tsy hanambady an io ra izaho
Lehilahy maditra ratsy fanahy
Tsy mitondra vola antrano
Tsy mody izy ra tsy mamo
Tsy tsara aminay ny miaraka
Ka aleo zahay hisaraka a!
nananananannan
nananananana
(dia tsy tadidiko tsony fa tohizo zay mahay)
Za tompoko
Iza no rasoa?
Za tompoko
Ianareo roa mitsangana avokoa
Eny tompoko
Ty misy fitoriana
Eny tompoko
Fisaraham-panambadiana
(misy adinoko)
Rasoa
Azafady aminao mse le presidant
Tsy hanambady an io ra izaho
Lehilahy maditra ratsy fanahy
Tsy mitondra vola antrano
Tsy mody izy ra tsy mamo
Tsy tsara aminay ny miaraka
Ka aleo zahay hisaraka a!
nananananannan
nananananana
(dia tsy tadidiko tsony fa tohizo zay mahay)
6. tslem
(
29/01/2007 08:42)
Lalah:
(misy adinoko)
ka ahoana sy ahoana moa ny hevitrao rasoa?
nananananannan
nananananana
tsy tsara ho anay ny miaraka
avelao izahay hisaraka
divorce no ilaiko
sy masaka an-tsaiko
dia ôka aloha tadidina kely ndray ny tohiny de alefa eto ihany refa tadidy e !
7. tslem
(
29/01/2007 08:44)
d misy an'izao koa kay:
azafady aho r'ingahy le mpitsara
ty misy teny kely tiako ambara
intelo aho no nampody
fa rasoa no tsy nety nody ôôô
dia mba tohizo g mahay e
azafady aho r'ingahy le mpitsara
ty misy teny kely tiako ambara
intelo aho no nampody
fa rasoa no tsy nety nody ôôô
dia mba tohizo g mahay e
8. kelly13
(
29/01/2007 14:13)
ahhhhhhhh efa ela io hira io ka, tadidiko ôtran'ny teatra izany le izy nande t@ tvm t@ fahatanorako hahaha
9. tslem
(
29/01/2007 16:40)
t@ androndry mon ami Guelor v? d lé misy oe transtel cologne fa mbola tsy nisy ny pub :-D:-D
11. sitlo
(
29/01/2007 21:36)
Lalah> rasoa no anontaniana voalohany
rtm ry kelly fa mbola tsy tvm ah.
Hatreo amin'ny hain'i tslem koa no haiko. Fa fantatro fotsiny ilay misy angaredona aorianany.
rtm ry kelly fa mbola tsy tvm ah.
Hatreo amin'ny hain'i tslem koa no haiko. Fa fantatro fotsiny ilay misy angaredona aorianany.
12. sitlo
(
29/01/2007 21:42)
Kay nisy tadidiko vao nitsangana aho. Nisy voadingan'i tslem.
Alohan'ny hitenenan-dradaoro dia hoy ny fitsarana.
Kaa ahoana radaoro no mba hevitrao
izany no tenin'ity vadinao
Efa nampody azy va ianao
Mihaino anao ny fitsarana
Vaalio fa aza mihanahana o
Alohan'ny hitenenan-dradaoro dia hoy ny fitsarana.
Kaa ahoana radaoro no mba hevitrao
izany no tenin'ity vadinao
Efa nampody azy va ianao
Mihaino anao ny fitsarana
Vaalio fa aza mihanahana o
13. tslem
(
30/01/2007 11:17)
azafady aho r'ingahy le mpitsara
ty misy teny kely tiako ambara
anelanelan'ireo koa kay mbola misy hoe:
"fa toa tafahoatra loatra ty tantara "
14. anjely
(
30/01/2007 17:49)
waou! misaotra r'ireto fa nanampy be anà nareo! Refa natambatambatra ireo miampy ny efa haiko dia kely foana sisa no tsy feno (ny any amy farany). Raha misy mahatsiaro moa any ampandriana dia mifohaza manoratra ê!:-D:-D
Spécial bonjour à cutie:wink: elaela zà tsy teto:-*
Spécial bonjour à cutie:wink: elaela zà tsy teto:-*
15. tslem
(
31/01/2007 08:21)
misy an'ity koa ry anjely ah:
nahoana ny hajan'ny firenena
no ..... sy hosena
mifankatiava ianareo
zaza madinika no jereo
d amboarimboary ao e! :)
nahoana ny hajan'ny firenena
no ..... sy hosena
mifankatiava ianareo
zaza madinika no jereo
d amboarimboary ao e! :)
16. narihe
(
31/01/2007 23:17)
Izao no tena tonony, misy tsy tsaroako ny eo anelanelany fa dia tohizo e !
Iza no Radaoro?.....Izaho Tompoko !
Ary iza no Rasoa? ..Izaho Tompoko !
Ianareo mivady ! Mitsangàna avokoa !
'Ty misy fitoriana !... Eny Tompoko!
Fisaraham-panambadiana !.. Eny Tompoko !
K'ahoana sy ahoana moa no hevitrao Rasoa !
Mihaino ny Fitsaràna :
Azafady aho M'se le Prezidà
Tsy hanambady an'io raha izaho
Fa lehilahy maditra, ratsy fanahy
Tsy mampiditra vola an-trano
Tsy mody izy raha tsy mamo
Tsy tsara ho anay ny miaraka
Avela izahay hisaraka
Divorsa no ilaiko sy masaka an-tsaiko !
Ka ahoana Radaoro no mba hevitrao
Aza mihafihafy fa lazao
Izany no tenin'ny vadinao
Miandry ny Fitsaràna
Ka lazao fa aza mihanahàna
Mba efa nampody vady ve ianao?
Sa dia nijanona tamin'izao
Mihaino ny Fitsaràna izay teninao
Azafady aminao aho r'Ingahy Mpitsara
Fa toa tafahoatra loatra 'ty tantara
Izao re no teny kely tiako ambara
Intelo aho no nampody
Fa Rasoa no tsy nety nody o!
Nataoko izay azoko natao
Kanefa tsy nety nody ny anao
Divorsa no iriny ka ataovy izay tiany
Izao re no izy ry izy mivady
Henoinareo azafady
Ts'isy mpivady izay tsy miady
K'ho fanefitr'izany
Mifandefitra ihany
Ny zanakareo jerena, ny ankizy mampahonena
Tsy an-tranon-dray sy reny
Ka ts'isy mpifehy
Hisintona kely ny Fitsaràna ! ......
Maninona moa Rasoa ! ...... Maninona !
Raha mifampody isika roa ! ... Tsy misy izany !
Mahonena ny zanatsika re! Mangina ny tokantrano re !
Andao re ry vady tiako !..Tsy hody intsony aho ho aho
Mba ho to re ny faniriako !
Aoriana ianao dia hahita fa neniko daholo izay efa vita !.....
Azafady aho Ndrematoa,
Fa aza izany no hivadian-doha
Be re ny vitanao
K'efa tofoka raha izaho
Any an-kafa indray re mba mimamo lava
Rasoa efa leony, tsy tia tabataba
Midira any an-tranomaizina
Sazy mihatra fa tsy azo laizina
Rehefa nandinika ny fitsaràna
(Misy tsy tadidiko eo)
Nahoana ny hajan'ny Firenena
Sy ny tokantrano no hosena
Voninahitra tokony ho an-tsobiky
Ka atao am-patam-bary tsy ho voahidy
Mifanaraha ianareo
Ny zaza madinika no jereo
Ny toetra modely no aoka aseho
Ka dia tanteraho ......
Iza no Radaoro?.....Izaho Tompoko !
Ary iza no Rasoa? ..Izaho Tompoko !
Ianareo mivady ! Mitsangàna avokoa !
'Ty misy fitoriana !... Eny Tompoko!
Fisaraham-panambadiana !.. Eny Tompoko !
K'ahoana sy ahoana moa no hevitrao Rasoa !
Mihaino ny Fitsaràna :
Azafady aho M'se le Prezidà
Tsy hanambady an'io raha izaho
Fa lehilahy maditra, ratsy fanahy
Tsy mampiditra vola an-trano
Tsy mody izy raha tsy mamo
Tsy tsara ho anay ny miaraka
Avela izahay hisaraka
Divorsa no ilaiko sy masaka an-tsaiko !
Ka ahoana Radaoro no mba hevitrao
Aza mihafihafy fa lazao
Izany no tenin'ny vadinao
Miandry ny Fitsaràna
Ka lazao fa aza mihanahàna
Mba efa nampody vady ve ianao?
Sa dia nijanona tamin'izao
Mihaino ny Fitsaràna izay teninao
Azafady aminao aho r'Ingahy Mpitsara
Fa toa tafahoatra loatra 'ty tantara
Izao re no teny kely tiako ambara
Intelo aho no nampody
Fa Rasoa no tsy nety nody o!
Nataoko izay azoko natao
Kanefa tsy nety nody ny anao
Divorsa no iriny ka ataovy izay tiany
Izao re no izy ry izy mivady
Henoinareo azafady
Ts'isy mpivady izay tsy miady
K'ho fanefitr'izany
Mifandefitra ihany
Ny zanakareo jerena, ny ankizy mampahonena
Tsy an-tranon-dray sy reny
Ka ts'isy mpifehy
Hisintona kely ny Fitsaràna ! ......
Maninona moa Rasoa ! ...... Maninona !
Raha mifampody isika roa ! ... Tsy misy izany !
Mahonena ny zanatsika re! Mangina ny tokantrano re !
Andao re ry vady tiako !..Tsy hody intsony aho ho aho
Mba ho to re ny faniriako !
Aoriana ianao dia hahita fa neniko daholo izay efa vita !.....
Azafady aho Ndrematoa,
Fa aza izany no hivadian-doha
Be re ny vitanao
K'efa tofoka raha izaho
Any an-kafa indray re mba mimamo lava
Rasoa efa leony, tsy tia tabataba
Midira any an-tranomaizina
Sazy mihatra fa tsy azo laizina
Rehefa nandinika ny fitsaràna
(Misy tsy tadidiko eo)
Nahoana ny hajan'ny Firenena
Sy ny tokantrano no hosena
Voninahitra tokony ho an-tsobiky
Ka atao am-patam-bary tsy ho voahidy
Mifanaraha ianareo
Ny zaza madinika no jereo
Ny toetra modely no aoka aseho
Ka dia tanteraho ......
18. anjely
(
01/02/2007 19:43)
narihe:waouuuuuuuuuuuu! merci merci merci, raha sendra tsaroanao le banga io dia alefaso ihany fa tena waouuuuuu! C'est l'encêtre des comédies musicales ce truc! =D=D=D
19. mnirina
(
28/02/2014 01:24)
ity ny video n'ilay hira, misaotra nampatsiahy ny taloha
https://www.youtube.com/watch?v=GMcNpeYglRo
https://www.youtube.com/watch?v=GMcNpeYglRo
