tiko land, tiko group

1. bazylou ( 28/01/2007 13:04)
tiko systeme dia tonga hatrany amin'ny tiko mairie!!
ka izi samy izy ihany no mifanendry ho mairen'ny Antananarivo ao! dia an'i rafalimanana hery indray izany izao ny tour e:::!!:lol::lol:
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:57
2. Fiffi ( 28/01/2007 14:18)
ka tiako io koh ! :-D:-D
3. besoiiin ( 28/01/2007 15:33)
inona no blem an'i bazyl e???? mandroso v ny tiko sa tsia??? mba lazao we izay Sté mba afaka mifaninana aminy @ zao? mahazo tombotsoa v ny tompony sy ny mpiasa ao aminy izao sa matiantoka???? raha tsy mitampina ny masoningahy dia izao ny valiny, mandrosobe ny orinasa tiko ary mba miaina tsara ny mpiasa ao, ka ahoana???? tsara v ilay tiko systeme sa ratsy????
za alou tena fier @ra8 mintsy fa tsy homeny an'izao n importe qui rehetra izao ny fitantanana fa izay olona itokisana iany no omeny azy, amiko tsy olana mihintsy na tiko mairie na tiko gouvernement fa rehefa mandroso Mcar dia izay no important. ary ny tantara no hitsara azy afaka 5 taona.
Ary ingahy ry bazyl mba miheritrereta sy miasà fa aza faly hitsikera ny olona efa tafita eo a, tsarovy fa efa mifehy an'i Madagasikara iray manontolo ange io olona miasa tsikerain'ingahy io e, ary olona efa tsy didian'iza na iza @ zay fanapahakevitra tiany ho raisina, ka ho reraka eo ingahy hitsikera fa tsy izay ahatongavana ohatra azy no atao raha mba te hanana pouvoir fa tsy hi wawawa ety antsisitosy ety foana mandrapahafaty.
4. kitjo ( 28/01/2007 18:09)
iza ilay rafalimanana hery?
tsy maharaka za
5. besoiiin ( 28/01/2007 18:27)
rafalimanana hery ve? ex DG Magro
6. bazylou ( 29/01/2007 08:59)
tena ao anatin'ny besoiiin d'un psy ianao ry tsamy!!!
Voazanak'ilay 8 izany ny sainao !! ka mazotoa manompo azy e!!
7. ronaldo09 ( 29/01/2007 09:52)
Ireto mpanohana reto ange ho'a bevava fotsiny fa tsy mba mahita tombotsoa akory e!Nefa dia mihinana ny anganony daholo!
8. jentilisa ( 29/01/2007 11:15)
Mahatratra firy CM izany bevava izany?
9. blaby ( 29/01/2007 17:41)
54 cm
10. jentilisa ( 30/01/2007 06:24)
tsy efa tapaka ve ny lohany amin'izany? dia mbola hahay hiteny ihany ve ilay olona?
11. landine80 ( 30/01/2007 08:39)
dia efa tsy lohany indray no mitarika azy @zany fa ny vavany:lol:
12. fijo ( 30/01/2007 23:57)
ka ny fitiavana ny tanindrazana tsy fitadiavan atoeranaka.izay aloha dia aoka hazava.raha toerana tsy dia misy hilako azy loatra any.fa madagasikara handroso no tiako.izay mahavita mampandroso azy tsy olana ,na tsiranana io na ravalo.(izay ihnay aloha hatramin'izoa no mba nahavita zavatra tao mada)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.081