Izaho hanao dokotera, mpampianatra, polisy sns rehefa lehibe

21. niryna ( 29/01/2007 03:20)
Izaho indray dia hanao sage-femme no tiako,dia hoy dadabenay hoe ireny olona ireny ange manambadimbady foana e,vitsy ny dokotera no maka azy.Asa aloha fa toa izay hitako toa tsy manambady na misaraka e,zany aloha tsy olana fa 'za mbola kely.Ny loza, nahita vehivavy teraka teny amin'ny arabe aho dia natahotra ka niova hevitra indray:cry::cry::cry:=))=))=))
22. cutie ( 29/01/2007 03:35)
:-D:-D:-D:-D
23. ratonga ( 29/01/2007 11:28)
manao azafady ny sage-femme aloha fa mba mampimé ah le fitenenana we vô mafy tahakan'ny S-F fa bé diplôma vô mamgaro-p..y=))=))=))
24. miangalyandria ( 30/01/2007 03:32)
Ny ahy mpampianatra dia avy eo hoe hamboly dia avy eo hoe mpampianatra mpikaroka dia izao mpampianatra ihany, tonga tsara tamin'ilay notenenina sy mba nonofisina taloha fa mbola mieritreritra ny hamboly ihany fa izany hoe ny tany hovolena aty Chine no tsy misy hihihi sa eo amin'ny tokotanin'ny anjerimanontolo aho no hamboly ry reto :?::?: =))=))
25. niryna ( 04/02/2007 06:11)
miangalyandria:

Ny ahy mpampianatra dia avy eo hoe hamboly dia avy eo hoe mpampianatra mpikaroka dia izao mpampianatra ihany, tonga tsara tamin'ilay notenenina sy mba nonofisina taloha fa mbola mieritreritra ny hamboly ihany fa izany hoe ny tany hovolena aty Chine no tsy misy hihihi sa eo amin'ny tokotanin'ny anjerimanontolo aho no hamboly ry reto :?::?: =))=))

Arabaina izany ianao fa tojo ny tiana.

26. niryna ( 04/02/2007 06:13)
Ianareo ve tsy nahatsapa fa toa nianarana daholo izao zavatra rehetra izao, misy ny ilaina sy nampiarina amin'ny fiainana misy ny tena tsy any mihitsy:?:
27. niryna ( 04/02/2007 06:15)
Ny olona hitako indray dia ngezabe sy lavabe daholo,ny tena toa ohatran'ny hoe lava ihany kanefa ...
Manao akanjo izay tiany izy ary misy tena tsy mifanaraka mihitsy fa anaovany daholo izay loko na tandrifiny.Atao hoe tsy mivaky loha,kanefa toa tsy hainy ny mampiady loko
28. niryna ( 04/02/2007 06:17)
Ny voankazo sy ny fangaron-daoka no tena nahavariana ahy koa fa tena ngodalana be daholo ny ovy,tongolo,voatabia sns.Be zezi- bazaha ilay izy dia izany koa no mampivoraka ny olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2241