Racisme ,na fanavakavahana

21. xxx ( 29/01/2007 14:50)
NAFAVA> ZA KOMORIANA KA MBA AZA MIFANONONONONA TAHAKA IZAO.
22. Fiffi ( 29/01/2007 14:52)
:roll:
23. xxx ( 29/01/2007 15:23)
iza ilay dakôma eh?
24. vale ( 29/01/2007 16:13)
antony iray mety hahafoana azy io ka (Fiffi), satria izao: raha misy zaza iray metisy dia hahatsapa ny fahasamy hafan'ny fihaviany anankiroa, manaraka ho azy ny compréhension satri fihaviany koa,ary ao anatin'ny compréhension misy ny fitiavana, de tsy hisy @zay fotoana izay ny fanavahana; fa matetika ny race pure foana no manana reflexe hoe ny fihaviako ihany no izao, na zah tsy tia ny fihaviana toa izao, (...tsy ny rehetra akory no misaina an'izany an! fa @ ankapobeany de zany no zava-mitranga:))
25. xxx ( 30/01/2007 22:38)
entra pah

miamiam tendakanina
xxx komorianina.

tohizo ny resakareo fa ankizy sendra nandalo.
26. vale ( 31/01/2007 21:36)
xxx: le vao teo,aza mananihany zany kosa fa manin kosa nefa ry zareo? zah anefa mahita comoriana efa in-3 izay sendra tojo ahy, tong ade miarahaba be, manahoana? gasy enao e? zah nipetraka mada talou, za comoriana, sns, sns,..! ny sasany indray ko araha vap mahalala hoe gasy de miantso anao hoe cousine mihintsy! mahafinaritra aloha ny fisarikàna ohatran'izany amiko ee, asa nareo raha contre?:roll:, asa mety misy antony hafa ze tsy fantatro angamba ny mahatonga ny maro hananiany ohatran'izany fa na izany aza toa tsy mety kah!..
27. tywa68 ( 01/02/2007 20:26)
vale : tena marina mihitsy zany =D ! Raha tsy zany ve hanao xxx !
28. vale ( 02/02/2007 10:02)
tywa::wink: k'hita wa :?:wink:
29. xxx ( 02/02/2007 17:12)
izaho tsy mila hatao cousin-cousine fa tsy tia dakôma eh!
30. tywa68 ( 02/02/2007 21:56)
xxx : tsy misy manery anao anie ê f'aza atao @olona mba tsy hiverina aminao ê !
31. vale ( 03/02/2007 11:25)
xxx: dain zany fisainanao? aza mba mihavonavona izany fa tsy mety r'sé ah:roll:, sa ve nisy nanao ratsy anao t@ izy reny, zay kosa angamba ny antony, nefa anie raha ol 1 no nanao anao an zany aza ny rehetra no hankahalaina (mahazo kely aloha enao fa efa resaka racisme ihany ty fa za alou tena contre an'io zvt raika io eeee,:{:{ )..nefa ze tinao iany io koh! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195