fa nahoana no vice ministre

1. bazylou ( 26/01/2007 00:38)
de l'education, ?? hay ny fampianarana 2e klasy ohatran'ilay 8 ihany kano!!
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:05
2. kitjo ( 26/01/2007 03:01)
misy dikany io ry bazylou an
zay le nolazaiko teto oe hanao reforme be zareo....
ho hitanao atsy ho atsy ny tohiny...na holazaiko anao atsy ho atsy!! hihihi
3. kitjo ( 26/01/2007 03:56)
mbola tsy vita hono io lisitry ny governemanta io ry bazyl fa mbola misy postes vice-ministra maromaro hofenoina....

"satria lehibe ny ministera iandraiketanareo"..ozy ravalo

angalana seza ray ve toi e!!hehe
4. fijo ( 26/01/2007 05:52)
kitjo an,te hanimba seza nga ndry no hanome seza an'io.
5. agoago ( 26/01/2007 13:06)
Ngoza be io ministère Education sy ny recherche io ry Baz a: ministères éducation de base, enseignement supérieur, technique professionnel, recherche scientifique tamin'ny andro teo aloha no natambatra ho iray teo.Tsapa fa tena mavesatra be ny andraikitra migerer 4 départements ohatra izay, dia nasiandry zareo vice ministre izao indray.
6. jentilisa ( 26/01/2007 16:15)
tena tia politika marina i kitjo an!
7. kitjo ( 26/01/2007 17:40)
jentilisa> hatrany am-bohoka :lol::lol:
8. fijo ( 26/01/2007 22:19)
kitjo an,atoavy hoe "politika "ny zanakindry prem.hihhi
9. mandrindra ( 26/01/2007 23:05)
ny titre entina ve no zava-dehibe, sa ny andraikitra iandraiketana, sa ny vokatry ny asa?
10. bazylou ( 27/01/2007 00:11)
Izy rehetra ry mpandrindra!! saingy izao, raha asiana vice ministre daholo ary ny minisitera dia ianao io ve dia mino fa ny vice ministre dia hijanona amin'izao tsy hikomandy!!!! nefa ny ministera dia tokony ho iray any ny lohany!! ka raha 2 ny lohany dia mazava ho azy fa hivaralila ilay zavatra, vokany::: tsy misy ny vokatra ny eo aza hiadivana.
ny tena marina angamba ndia nyhoe chef de departemanta ministerialy fa tsy vice ministre..
RAha izay dia mety ho possible, diaohatran'ny club de foot iray ny ministera tsirairay.
11. kitjo ( 27/01/2007 07:38)
fijo> hahah...Paul Tick na Paule Tique??

:-D:-D:-D
12. jentilisa ( 27/01/2007 08:01)
Efa misy hoe Paoly aloha izay! :lol:
13. kitjo ( 27/01/2007 08:06)
ka hiandry an paoly aho izany ko!!!
14. jentilisa ( 27/01/2007 08:24)
Izany ve? Dia iza no rainy? :lol:
15. landine80 ( 30/01/2007 08:54)
mahareta kely ee!:D
16. fijo ( 31/01/2007 00:05)
sao dia tick no rainy ao ry kitjo?????hi hi hiaoka marina;
bazy an resaka lamina letsy io an.matoa asiana "vice"dia satria ngeza loatra ka tsara raha zaraina.izay fotsiny io,fa tsy hoe mila ady seza be indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008