jereo ange ty fa mampa :(
21. fijo
(
30/01/2007 23:29)
ndao tsika sy kitjo hijery film mpanjaka liona ary e
ataovy minisitry ny fitsarana aho,fa ahita tokoa ny lehilahy manao toa ireny.
ataovy minisitry ny fitsarana aho,fa ahita tokoa ny lehilahy manao toa ireny.
25. niryna
(
02/02/2007 16:29)
kelly13:
cutie za ndray ankia tsy mahantaty raha zazakely a! ny biby ampijaliana sy mifamono kou tsy tiko mihintsiny ny mijery azy, d ny film mampalahelo za mikonetaka otran'ny zazakely aveo (mahamenatra ery) hihihihi
ny fo angamba no mitondra an'io indraindray.Ny anay taloha na biby kely valala aza no samborina dia bedy ka alefa ilay izy fa mba manan'aina mitovy aminay ihany hoy ny dadanay.Ny ahy koa rehefa mijery film dia misy mampitomany ahy mety ny dadako na ny mamako no hieritreretako na mampalahelo ahy ilay izy.
26. cutie
(
02/02/2007 21:19)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 02-02-2007 16:43:09
Lohateny : Re : jereo ange ty fa mampa :(
melody, cutie
watafon:wink:
