???
1. kelly13
(
25/01/2007 16:35)
tadidinareo le resaka hoe expulsion mélanie iny? d naninona ilay zanany tokou alou no tsy expulsee niaraka taminy? sa manana ttsy frantsay io zanany io? raha manana ttsy frantsay io zanany io d tokony hahazo farafaharatsiny titre de séjour i mélanie (droit-ny tsara mihitsiny satia mere d'un enfant de nationalité frantsay izy) ka naninona no expulsee izy? (sa za no tsy mahazo kabary?)
manaraka, raha frantsay ny zanako ka tiko entina any mada, mety mahazo ilay sejour de 10 ans v izy any sa tsia?
misaotra tompoko :)
manaraka, raha frantsay ny zanako ka tiko entina any mada, mety mahazo ilay sejour de 10 ans v izy any sa tsia?
misaotra tompoko :)
novalian'i kelly13 ny 25/01/2007 17:12
2. fasaly
(
25/01/2007 16:48)
ka raha anotanina any am ambassade aky ambassady gasy io an! fa njy vina no hande kely madà:wink:
3. kelly13
(
25/01/2007 16:52)
mbola tsy haiko hoe rovina ankia. njaso tokou ankia anontaniako any a, miciii
iza no mba manana ny coordonnees consulat gasy ao marseille pliz? misaotra hatrany oooo
iza no mba manana ny coordonnees consulat gasy ao marseille pliz? misaotra hatrany oooo
4. miarina
(
25/01/2007 17:07)
Inona ary tu fanotaniana ity. Ataonareo inona aza ny Internet. Misy moteur de recherche bdb anie e. Ity ilay izy izany dia mba mandalova mamangy anay raha mandalo aty aza :
Consulat Général de Madagascar - Marseille
234, boulevard Périer - 13008 Marseille
Tél : 04.91.15.16.91
Fax : 04.91.56.79.58
E-mail : info@consulmada-marseille.org
Site : http://www.consulmada-marseille.org
Horaires d’ouverture au public : du lundi au vendredi de 9 h à 14 h.
Dix Consuls Généraux se sont succédés à la tête de la Représentation consulaire :
Philibert RAONDRY
Charles ALI
René RALISON
Antoine Philippe MARO
Crescent RAKOTOFIRINGA
Jacques RAZAFIARISON
Marolahy Philibert TANALA
ASSOMANY
Richard RAJAONAH
Johnny Richard ANDRIAMAHEFARIVO
Le Consul Général en exercice depuis le mois de mars 2003 est : Monsieur Johnny Richard ANDRIAMAHEFARIVO.

5. kelly13
(
25/01/2007 17:12)
misaotra miarina! ny internet nataoko hanaovana serasera :-P:-P:-P hihihi!!! d za kou oul mpakany marseille fa nareo any no tsy misy hita na ny kodina aza