la recette fiscale

1. bazylou ( 25/01/2007 00:33)
accuse un deficit de 4 000 000 000 ar !!! mandroso izany ka!!:lol::lol:
novalian'i HESHA ny 20/02/2007 08:11
2. valinaka ( 15/02/2007 22:53)
fantatrao moa ny dikan'izany?
efa nandoany hetranao ve ianao sy ny famille?
3. Fiffi ( 16/02/2007 06:51)
humm....tsara fipetraka le fanontanianao zany an !
4. bazylou ( 16/02/2007 23:23)
ampio an'ilay hataka plan marshall dia fatratra ianao !!! ka na handoa hetra hatramin'ny zafi paladia anao aza anie tsy ho vitanareo io e!!
5. HESHA ( 20/02/2007 08:11)
o ry bazylou a, aoka zay ty hoa hoa hoa be ty kle.
za alou faly ra latsaka ny hetra azo e, mba mety afaka tsy mandoa ao anatin'ireo zany za ohatra
tsy haiko nareo.
Ny hohanina aza manahirana kou hetra a hetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8035