Efa nisy nahazo vady tato ve?
41. ari.malala
(
30/01/2007 08:13)
Papoose:
itony aloha misy info toratoraka mikasika ahy fa sao de mbola mahazo hafa ko ohh!
mahay mahandro
tia resadresaka
sarmonte
tia mandehandeha
tia fihavanana
Ondrikelin'i Tompo
Be fitiavana
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Mino aho fa azonao angamba ny tiako ambara ka dia manantena ny ahita ny andefimandriko tsy ho ela!
:°)
=))=))=))=))=))=))aza misen anie ry papoose a! =))=))=))=))=))
42. booboo
(
30/01/2007 11:45)
Kitjo > rôvina nareo vô ho namana tsy mavitrika ato tsony hitantara ny tohiny hihihihihihihihi ....kamboko zany eeeee :°)
Tywa68 > nenay tsotra kely kouh : nifana be maso dia nifanabe maso dia mbola mifanabe maso hatr@ zao ary mbola hifanabe maso hatrany :-D:-D:-D :-P
Tywa68 > nenay tsotra kely kouh : nifana be maso dia nifanabe maso dia mbola mifanabe maso hatr@ zao ary mbola hifanabe maso hatrany :-D:-D:-D :-P
43. kitjo
(
30/01/2007 16:48)
hahaha
nareo ko mampme dol....
aleoko atao hoe 'mbola hitohy"..ilay tantara an!
oe nizotra nankaiza....aleo fa ho hitantsika eo ihany e!!!
fa raha ohatra aloha hoy aho , ka mahita @ ilay fomba mahazatra dia aleo izay..
kanefa tsara kokoa aza angamba ny hoe 'par net" toy izay le @ auto-stop sy any @ boaty..hahahah

44. booboo
(
30/01/2007 17:48)
Fa inn lé fomba mahazatra ? Tsisy raha tsara kokoa zany kouh ...tsy hay mihitsy ange na ny tena nivoaka ny wc public iny no sendra nifanojo t@ ilay ho tiavina e hihihihihihi...refa mifankatia fotsiny dia zay fa ny fomba nifankafantarana tsy dé important, araka ny hevitro...
45. miangalyandria
(
30/01/2007 18:58)
booboo, mampihomehy ahy ilay mifanabe maso, ny ahy ny cousin-ko no hitako tato, mba nitazatazana ny namana tary aho dia hitako ny anarany, anarana rehefa izy roa mitambatra dia ny famillenay ihany no fantatro manana azy (hay lay tapany hoe efa nisy naka hihihi) dia nanontaniako kay tena havana ry tony e !!! Faly aloha aho e !!! Merci iza izany moa
46. kitjo
(
30/01/2007 19:09)
miangaly> betsaka misy ny toa anao zany...
booboo> marina akia ny andry an!
ny tiako teennina @ lay mahazatra ilay hoe efa mifankafantatra tsara aloha vao lasa miaraka..
fa araka ny tenindry ihany koa io oe misy coup de foudre
sa "coup de fofona' ra avy any anaty WC zany? :-D:-D

49. tywa68
(
31/01/2007 08:53)
poy ! ilay nifankahitàna mety mampiomehy dia tsy mahabemaso intsony koa !:-D:-D
50. stneh
(
03/02/2007 11:59)
Oay betsaka mitsy nena zao efa firy ny sipako tato; misaotra ny serasera mintsy alo e! ze tsy miketrika iany ato no tsy mahazo....
52. Papoose
(
04/02/2007 04:14)
mbola tsy nahita ny aty na dia efa nahazo korazy b t@ kitjo aza ee!mbola mitady ee!ombay mitady ee!sao de tokony ampiana ndray aza le profile teo!!:roll:
tia mampirevy de tia mirevy @ le oui koa!
tia sipaoro
tia mijery fampisehoana mivelatra
tia mandeha misakafo any @resitoran(afaka mianto-tena)
tia mijery ny biby malagasy saovazy any @zoo (afaka mianto-tena ihany koa)
tsikitsiky lava(tsiky natoraly fa tsy noterena)
tsy tia lainga,(tia hatrany ny marina)
tia miaro ny zon'ny vehivavy
raha tsapanao fa mifanojo @ ilainao ireo tiako, dia hifankahita zany ny tia sy ny manina!:°):D

54. kitjo
(
04/02/2007 11:03)
papozy: adinondr ny oe kizintina sa masika?? hihihi
tia rano sa tsy tia..hahahha
bn sansa aki ah!
cutie> ndry nga efa nahazo? hihihi
tia rano sa tsy tia..hahahha
bn sansa aki ah!
cutie> ndry nga efa nahazo? hihihi
59. Papoose
(
06/02/2007 18:47)
Famintinana ho an'i sitlo manokana
Eny sa tsia?hamarino ny valinteninao:)
Eny sa tsia?hamarino ny valinteninao:)