Tiako be koa akia io hira io an! fa aleo fa omeko anjy ny tonony fotsiny any an!!
IANAO NO TIAKO
Izaho te hahita ano (2fois)
Te ho any (2fois) aho raha azoko atao
Dia ny hiaraka aminao
Izaho te ho any aminao (2fois)
Izao dieny izao aho raha sitrakao
Dia ho eo anilanao
Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
F'izaho tena tia
Niandry foana aloha tena tsy sahy nilaza
Sao voafitaka ny foko
Efa mafy tena mafy e! raha sanatria sangisangim-pitia
Tsy ho tanty tsy ho tanty e! raha sanatria ianao mody tia
Mba ilazao dieny izao (2fois)
Ilay fitiavanao sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra ao am-ponao ao
Izao hilaza aminao (2fois)
Fa raha ny sitrako raha mbola zo atao
Dia ianao no tiako
MELKY