dehors le PREMIERS SINISTRE ET SON PRESIDENT

21. xxx ( 26/01/2007 13:55)
y en a marre de cette tezitra!fout le camp et va au diable avec tes poissons morts, tu pues et empestes le monde!salope!!!
22. kelly13 ( 26/01/2007 14:22)
xxx>calme fotsiny re a
23. fijo ( 26/01/2007 22:28)
aza manao ny tsy tiana ataony ry XXX an.avelao izy haneo izay hevitra tiany,fa anjaranao koa no miezaka miaro ny hevitrao.
24. fijo ( 26/01/2007 22:29)
za manokana dia miaro ny tsy hanasorana an'i ronaldo sy tezitra ary bazy ato mihintsy.raha isika mitovy hevitra foana no ato dia efa maty iry taranja eto ity.
25. kitjo ( 27/01/2007 07:52)
za koa mitovy hevitra am fijo

mba mampisy ambiance iany mamaky ny adalandry zareo nddray..haha

bazylou ndray alo hitako nisy fiovana fa na miteniteny foana aza oh lasa manomboka manao analyse kely lery, jreo ny zvt soratany fa lasa mihalavalava kely ny valiny f atsy lava be mirediredy oh an i tezitra
26. zara5294 ( 28/01/2007 00:03)
Fa mba inona aloha ny diplaoma ny tezitra no dia manivahiva ny olona tahaka izao ê? Mba fantatry tezitra ve fa nianatra agro-économie tany Norvège i Ravalo sa tsy fantatry tezitra izany? Ary io fianarana io no nanaovany vendeur d'yaourt izay lasa holding alohan'ny naha président aza. Ary ny fianarana nataony dia tamin'ny teny anglais fa tsy tamin'ny teny frantsay be diso tsipelina tahaka ny an'ny tezitra. Angamba i Tezitra raha tsy tezitra dia mety ho tsaratsara kokoa tsipelina ao amin'ny soratry tezitra. Hangataho Ravalo ampianatra teny angilisy an'ny tezitra dia mba manao holding ny hira R'N'B i Tezitra amin'ny izay ê
27. papounette ( 30/01/2007 09:44)
[quote=tezitra]

D’ailleurs ce PM est moche comme mes fesses, rien qu’à le voir j’ai envie de vomir

Hi hi hi hay ve!Tsara ho fantatra.
Ny zavtr eny @tenany aza ataony hoe mampandoa azy ny mahita azy.=))=))=))

28. fijo ( 31/01/2007 00:11)
ny tenany mihintsy no tsy tiany ka.izay no mahatezitra azy
29. hertix ( 04/02/2007 15:11)
Hoy ilay hiran'ny tarika mahaleo hoe "tezitra enao, tezitra foana tsy hay intsony hoe nahoana...!!!". Ny ahy kosa aloha j'aime mes fesses e! Dia isaorako an'izay nanome ahy azy fa mba misy olona hafa tia ny fesses-ko koa!:-D:-D:-D:-D Vive Ravalo et rendez-vous en décembre 2011 pour le 3ème mandat!!!
30. fijo ( 08/02/2007 23:27)
sao be laotra kosa le?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681