HAY TEO FOANA KRISTY
1. RAILOVY
(
23/01/2007 07:29)
Mba mitady an le tonokira hay teo foana kristy iny zay mba manana isika. Tsy le izy hirain i Jocelyn RANJARISON fa le izy hirain le chorale ireny.
Dia manantena antsika rehetra ô. Misaotra betsaka
Dia manantena antsika rehetra ô. Misaotra betsaka
novalian'i xxx ny 29/01/2007 18:11
2. malalatinasoa
(
23/01/2007 13:40)
Avy t@ Chorale FPMA paris tsy haiko na mety aminao
Taona sy taona nisesy nitadiavan-tsoa
Nihodikodina nefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana nandao avokoa
Tany efitra sady nangina no niainako
ref:
Hay teo foana i Kristy (x2)
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy.
Foana izao ny fotoana izay laniko
Andro mirana soa lohataona izao ny androko
Tojo izay nantenaina ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa
Ref x3:
Hay teo foan I Kristy (x4)

3. riri
(
23/01/2007 13:45)
Miarahaba anao.
Izaho dia manao chorale ary dia nanao io hira tadiavinao io izahay koa dia indro omeko anao ny tonon-kira:
1- Taona sy taona nisesy
Nitadiavan-tsoa
Nihodikodina anefa
Tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana
Nandao avokoa
Tany efitra sady nangina
No niainako.
Ref: Hay teo foana i Krtisty
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy
2- Foana izao ny fotoana
Izay laniko
Andro mirana, soa, lohataona
Izao no androko
Tojo izay nantenaina
Koa dia afa-po
Ilay fiainako teo karankaina
Niova ho soa
Ref: Hay teo foana i Kristy

4. Andriambelo
(
23/01/2007 13:52)
Faly miarahaba.
Nalefako ao amin'ny radio vazogasy ny fichier ka tsy haiko hoe rahoviana no mety azo henoina eto amin'ny sehatra.
Mazotoa mihaino daholo.
Nalefako ao amin'ny radio vazogasy ny fichier ka tsy haiko hoe rahoviana no mety azo henoina eto amin'ny sehatra.
Mazotoa mihaino daholo.
6. xxx
(
29/01/2007 18:11)
izy @ teny anglisy dôrizinn :
Time after time I was searching for peace in some void
I was trying to blame all my ills on this world I was in
Surface relationships used me till I was done in
But all the while someone was begging to free me from sin
Chorus
He was there all the time
He was there all the time
Waiting patiently in line
He was there all the time
Never again will I search for a fake rainbows end
Now that I’ve found the answer my life is just starting to rhyme
Sharing each new day with Him is a breath of fresh life
Oh what I've missed He's been waiting right here all the time