Izay tia ahy dia Tiako o!

21. njao ( 19/05/2007 07:16)
de raha zay tianao ihany no tianao de tsy mety kosa izany eee
any @tany tsy misy fitiavana de mamafaza fitiavana fa ahita fitiavana ianao
22. bizoo ( 31/05/2007 23:21)
zaho koa mba tia ny tianao (l),reveko zay sitrakao=((
23. anjaran3 ( 01/06/2007 04:42)
izao konkoooooo tia izay tianao ,mirevy izay sitrakao izay ok!(l)
24. epsedo ( 19/06/2007 18:31)
slt mba fidio ihany izay namana havako namako njakatiana
25. tsika2 ( 06/07/2007 08:44)
n1 kel genr ve de tian tw ?
26. epsedo ( 14/07/2007 05:09)
tsika2 samy olombelona ka tsy akijery ger an! "FIHAVANANA NJILA":-*:-*:-*:-*
27. marvin ( 16/07/2007 14:49)
nathie86:

tokony ho tiana daolo na ny tsy tianao na ny tianao.:lol:(l)



:D dia ahoana moa no itiavako anao nefa ianao aza makahala ahy satria aho ..... hono tiako ianao rehafa tia ahy
28. marsvao ( 17/08/2007 22:56)
AZA MAMPIHOMEHY RY XL.
29. ropl ( 21/08/2007 06:01)
mafinaritra e!! raha zany no itadiavana namana @zay mifankatia
30. epsedo ( 21/08/2007 20:52)
re mitady namana ko za
31. fen2006 ( 03/10/2007 11:01)
slt sure v enao fa mety izany? hein:-@


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238