Mbola tianareo ihany ve ilay olontianareo raha toa ka ...

1. jhouhlambout ( 21/01/2007 21:47)
... sendra lasa ratsy tarehy be (après un accident ou autre...):?:
novalian'i fijo ny 26/01/2007 06:18
2. xxx ( 21/01/2007 21:55)
tsy tena fitiavana zany raha miova aty aoriana noho ny accident:lol:
3. andry08 ( 21/01/2007 21:58)
Rehefa tiana kosa dia tiana anie e!
4. mahia ( 21/01/2007 22:25)
vao maika aza tiana ny olona hoatra izany!
5. sitlo ( 22/01/2007 01:22)
Mampikikikiky loha sy mampandaka rindrina izany koa.
6. xxx ( 22/01/2007 02:00)
Nahoana moa no tsy hotiavina izy, angaha fidiny azy zany, izy aza oe accident nahatonga azy ho toy izany mampalahelo, ny olona toy izany mihintsy no mendrika hanehoana fitiavana. io koa kaloha miankina @ fitiavanao azy hatramboalohany foana, fa ra tena tinao izy hatramin'ny voalohany de normal n'inonanona zava-mitranga de tokony ho tinao foana izy tsy miova ny fitiavana, si non, non.
7. vale ( 22/01/2007 12:28)
jhouhlambhout> raha ny physique-ny fotsiny no nitiavanao azy de mitombina io hoe simba izany le physique tianao ka inona intsony moa ny hitiavanao azy? ; raha ohatra kosa ka sady tianao tarehy sy toetra ilay olona de tianao foana na simba aza le physique-ny iny! anefa matoa miaraka @ olona iray de tiana koa ny toetrany fa vitsy ny olona miaraka @ olona tsy tiny toetra zany, donc......Amen! hihihi.
8. sitlo ( 23/01/2007 06:23)
Fa raha ny mathematique-ny no nitiavanao azy dia tiavo foana izy.
9. vale ( 23/01/2007 12:29)
:lol: njekaky oooo,hihihihi
10. diamondra27 ( 23/01/2007 13:02)
sitlo: ny ahy raha vao tsy manoratra le sitlo de tezitra za :wink:krizy be , lol
11. sitlo ( 23/01/2007 19:48)
diamondra27> mba tia hanoratra ihany le sitlo fa tsy manam-potoana ko.
Ary hahita ol ho krizy be aho ato ho ato. Miandry kely fotsiny.
12. xxx ( 24/01/2007 15:16)
Eny na ratsy na tsara izay no izy ny fitiavana avy am-po fa tsy avy @tarehy aza afangaro tiava izy tianao fa tsy izay tinao.
13. simplex ( 24/01/2007 15:59)
ary ra mafimafy kokoa ny manjo azy, ohatra hoe: tapaka ny tongony, malemy izy, voan'ny cancer (mihitsana doly ny volony), HIV+,...

:-w
14. soanja ( 24/01/2007 18:08)
Tsy miova mandrakizay ny fitiavam-bady. Satria rehafa nanapakevitra hiaraka aminy dia amin'ny fifaliana sy fahoriana. Satria ny fanahy no mifandray fa ny vatana manampy fotsiny amin'izany harmonia izany. :-*
15. mignone ( 24/01/2007 18:30)
raha mbola olontiana fotsiny dia ny manova no mety, raha lasa kilemaina izy na ratsy tarehy. Mampanofy ratsy ireny ratsy tarehy ireny, sady raha hikarakara kilemaina manahirana be. hitako tamin'ny film. fa samy manana ny tiany e.
16. booboo ( 24/01/2007 18:35)
Mignone > fa ny vady angaha tsy olontiana tsony ? lol
17. simplex ( 24/01/2007 18:39)
ra vady ndray izy d atao par accident kou ny famonoana azy ka ;-)
18. pissoa ( 24/01/2007 18:49)
le simp maditra ity miteniteny foana :-D:-D:-D
19. booboo ( 24/01/2007 18:50)
:-D:-D
20. simplex ( 24/01/2007 19:01)
adinoko no niteny hoe ra misy assurance vie sy ao @ testament ny anarana 8)8)

pissoa,
ataoko gratuit ny anjy ;-):°):roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0429