Ary raha mba asiana vavaka kely moa ato?

21. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:23)
Rainay any an-danitra
Ho hamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio ny haninay isan-andro
Avelao ny fahotanay
Tahaka ny namelanay
Izay nanao ratsy taminay
Aza avela ho hazon'ny fitaoman-dratsy izahay
Fa mamela anay amin'ny ratsy
Fa anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra
Amen ^:^
22. pissoa ( 25/01/2007 18:24)
Amen ^:^^:^^:^
23. cutie ( 26/01/2007 03:07)
Fa maninona no hoe "tsy maintsy". Ary raha tonga dia any amin'ilay olona nanaovana hadisoana na fiarahamonina no mifona ry Cutie?

Ka zay no efa nampianarina ahy tsinona.
Fa miovaova koa ange io e, refa le vavaka lavalava , de miantomboka @ io , fa refa vavaka fohy de ze tiana anombohana azy .
Ohtra we refa hisakafo , tonga de we : Atra o,tahio ny sakafonay mba hahasoa anay . De vita :)

Ary raha tonga dia any amin'ilay olona nanaovana hadisoana na fiarahamonina no mifona ry Cutie?[/

Sao de asaon'i solitikabe koa aza za mandeha mikofensy any @mopera:-D
24. Zina ( 26/01/2007 16:01)
Sao de asaon'i solitikabe koa aza za mandeha mikofensy any @mopera


ka andeha ve njy?
25. cutie ( 26/01/2007 16:06)
non
za tsy katolika tsinona:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4069