Haody ry mpifankatia,ahoana no ampiarinao io LOVE io?

1. niryna ( 21/01/2007 05:59)
Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana,ahoana no fomba hanehonao izany fitiavana izany raha eo amin'ny manodidina sy ny fianakaviana?
novalian'i mbaliana ny 30/01/2007 20:41
2. jhouhlambout ( 21/01/2007 06:03)
Amin'ny alalan'ny Fitiavana avec un grand F:-*
3. dongadonga ( 21/01/2007 08:04)
mihinana gatoo be de manao bissou be :-*
4. fasaly ( 21/01/2007 10:24)
mifanolotra fanomezana kely toy ny fanao de mifanoroka kely! de vita:wink::°)
5. diamondra27 ( 21/01/2007 13:14)
(l):P(l)

de mihaino sy manolotra o^oo^oo^o

:wink:

(l)(l)(l)

:*:*:*:*:*:*:*
:*:*:*:*:*:*:*
:*:*
:*:*
*:*:*::*
:*:*:*:*
:*:*
:*:*
:*:*
:*:* (l)(l)(l)(l)
6. xxx ( 21/01/2007 19:25)
fimailo indray izao no tian'i niryna ahatongavana. Tonga dia tsory hoy aho.
7. booboo ( 21/01/2007 19:47)
Niryna > enao angaha isaka io fotoana io ihany vao mankalaza zany fitiavana zany ? :roll:
8. xxx ( 22/01/2007 23:27)
tsôda bé izy izany ry diams an!!:*:*:*
9. cutie ( 23/01/2007 02:47)
booboo [ Valio ] 21-01-2007 20:47:54
Lohateny : Re : Haody ry mpifankatia,ahoana no ampiarinao io LOVE io?
Niryna > enao angaha isaka io fotoana io ihany vao mankalaza zany fitiavana zany ?

hihihihihi
10. fiderana ( 23/01/2007 09:52)
havaozina foana ilay fitiavana , fa na tsy nisy aza io andro io dia mifankatia fatratra foana, fa mba misy aloha io dia mba manararaotra mi-déborda kely izany amin'ilay mifankatia fatratra:lol:.
11. diamondra27 ( 23/01/2007 12:44)
xxx: ye, ka mpifankatia koa

:*:*:*:*
12. diamondra27 ( 23/01/2007 13:00)
violette no fleurs omena @io andro io,
marque de simplicité sy amour...
13. niryna ( 24/01/2007 05:39)
niryna:

Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana,ahoana no fomba hanehonao izany fitiavana izany raha eo amin'ny manodidina sy ny fianakaviana?

Tsy mamaky tsara ny fanontaniako ny sasany.Ny fankalazana ny fitiavan'ny olon-droa dia isan'andro.Eo amin'ny fianakaviana no tiako ho tenenina sy ny manodidina

14. booboo ( 24/01/2007 11:10)
tsy azo tsy araka tsy mazava ô
15. niryna ( 25/01/2007 16:56)
booboo:

tsy azo tsy araka tsy mazava ô

maro no fomba azo hanehoana ny fitiavana eo amin'ny olona manodidina antsika.

16. tywa68 ( 25/01/2007 20:06)
valio @izay booboo a ! :-D:-D
17. mbaliana ( 25/01/2007 23:34)
teneina daholo tiako daholo ianareo e .. tsotra sady mora...
18. niryna ( 26/01/2007 06:47)
Inona marina no atao hoe fitiavana?
Na inona na inona no teneniko, no hinoako ary no ataoko dia tsy manana na inona na inona aho raha tsy misy fitiavana.No matter what I say,what I believe,and what I do,I am bankrupt without love.
Kanefa toa tsy misy dikany izany raha tsy manankina ny fiainany eo an-tananan''Atra ."Nothing is more powerful than a surrended life in the hand of God."
Ao anaty FIAINANA izany NY FOTOANA SY NY FITIAVANA
Ny fiainana tsy misy fitiavana dia zava-poana."LIFE without LOVE is nothing."
Ny tsara indrindra ampiasaina amin'ny FIAINANA dia ny FITIAVANA ."The best use of LIFE is LOVE
FOTOANA.Izao no fotoana tsara,koa na rahoviana isika manana fotoana dia vitao ny tokony atao,manaova soa ho an'ny olona manodidina antsika."The best time is now,whatever we have the opportunity,we should do good to everyone.Ampiasao izay fotoana hanaovan-tsoa.
Ny fitiavana no hitsarana antsika."We will evaluate on our love." 8)8)
19. booboo ( 26/01/2007 15:12)
Tywa68 > aaa :-D:-D

FOTOANA.Izao no fotoana tsara,koa na rahoviana isika manana fotoana dia vitao ny tokony atao,manaova soa ho an'ny olona manodidina antsika


Hay ve zao lé fotoana e, f'angaha tsy mbola ho avy ndray ?

Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana
20. niryna ( 26/01/2007 15:21)
booboo:

Tywa68 > aaa :-D:-D

FOTOANA.Izao no fotoana tsara,koa na rahoviana isika manana fotoana dia vitao ny tokony atao,manaova soa ho an'ny olona manodidina antsika


Hay ve zao lé fotoana e, f'angaha tsy mbola ho avy ndray ?

Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana


Izao no fotoana hanaovan-tsoa ry booboo a,koa araraoto.Tsy misy nenina amin'izay:}:}

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3