tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!

1. bazylou ( 20/01/2007 16:50)
nefa mbola mikiry biby ny ho aty ihany!!Izany ary no izy ka inona no lazaiko aminao eo!!
Milaza ianareo fa milay le8 nefa firy isan'andro no miditra klandy eto!! dia rehefa lazaina ve hoe izao no fiainana aty dia kiriko ianao!!! tssssssss tokony hieritreritra le gasy rehefa ho aty!!
Mba maroihanyizay gasy nampiako sy nanaovako an'izatsy sy zaroa izao fa eeee,tsssssssss,,fa mitovy daholo ary rehefa azony ny zavatra tadiaviny dia na manao ""bezoro"" aza tsy fantany!! izany no ataoko hoe tsy misy ny solidarite sy ny compassion gasy!! Firifiry nygasy mitrosa etsy sy eroa aty nefa tsy mpamerim bola sy mpisoloky daholo!!..........:lol::lol::lol::lol::lol:
novalian'i dadie ny 28/02/2007 18:59
2. Fiffi ( 20/01/2007 16:59)
inona indray ry bazylou no hidiran'ny olona te-ho avy aty ka te-hiklandy sy Ravalomanana ?

Na izany kosa aza aloha mba miombon-kevitra @ nao zah @ io hoe nanao fanampiana de vita zany de tsy hita intsony ry zareo.....fa kosa tsy ny rehetra no nanao an'zany fa "nisy" an !
3. bazylou ( 20/01/2007 17:13)
tsy ny rehetra fa ny ankamaroany!!!
4. Fiffi ( 20/01/2007 19:17)
misy....
5. vale ( 20/01/2007 19:53)
-rehefa manao soa dia tsy tokony hila tambiny! raha tsy mahalala ny soa natao azy ny olona iray fa iny soa nataonao iny dia hitan'ny ray ao ambony!(ho an'ny kristianina io:wink:)
-ny fandehanana aty ivelany tsy voatery ho fandosirana fahoriana foana kosa!
-ary tsy natokana ho an-dranona sy ranona ihany ny fahazoana mandeha mankaty, afaka manandrana daholo izay afaka, rehefa tsy mahatanty ve tsy hiverina hody :wink:
6. Fiffi ( 20/01/2007 21:04)
heu....zany hoe raha nisy zavatra nahazo an'i bazylou de tsy hatao koa hoe "daholo" na "ny ankabiazany" fa ataovy hoe "NISY"
7. xxx ( 20/01/2007 22:57)
aminity aloa bazylou mba mahazo :-* kely fa tena marina io lazainao io ,FANTATRO @ izay ny mahatonga anao mankahala gasy an
8. vale ( 21/01/2007 13:37)
mba gasy ihany ve ny tena de hankahala gasy? ny olona nampiantranoin'i bazylou zay no nanana olana t@ de ny gasy rehetra no...:?
9. mifyfy ( 22/01/2007 07:27)
-rehefa manao soa dia tsy tokony hila tambiny! raha tsy mahalala ny soa natao azy ny olona iray fa iny soa nataonao iny dia hitan'ny ray ao ambony!(ho an'ny kristianina io


tokony ampiantrano gasy foanazany ianao satria mahita anao fona ny Ray ao ambony
10. vale ( 22/01/2007 10:07)
in ny olana moa???
11. vale ( 22/01/2007 10:13)
...efa zatra nihaina an'izany za aloha e! t@ Ray aman-dreniko h@ izay, donc tsy blem amiko mihintsy izany! tsy hitako zay maharatsy an'izany!! ..hisaotra lay olona na tsia! in ny mety ho olako @ izany?!!
12. bazylou ( 22/01/2007 12:03)
raha izaho ianao ry vale dia mandan mankany cachan na any amin'ny metro maka ireo gasy tsy manana trano dia ho tian'ny ray bebe kokoa ianao:-D:-D:-D:-D
13. vale ( 22/01/2007 12:09)
sssss,koa raha tsy in koa!:lol:, raha misy miangàvy ka misy ny hanampiako azy de manao aho fa koh rah' tsy inona koa! za angaha Père Pédro!:-D
14. bazylou ( 22/01/2007 23:12)
nanda ny farany marina :lol::lol::lol::^)
15. vale ( 23/01/2007 15:07)
an,an, efa misy olona natao hanao ireny karazana asa soa >HO AN'NY BESINIMARO ireny kah! fa ny tsy azonao dia zao wa: zah tsy mandà mihintsy ny hanampiana olona raha mbola afaka manao an'izany koa e!! fa ny lazainao ange de ny gasy rehetra klandy no horaofiko de hampiantranoina e :?, dia izay no nanaovako hoe non! tsy manana ny hoenti-manana @ zany zah!
de ny teto koa anefa ny resaka nampidirinao de olona vitsy2 fa tsy niresaka ny gasy rehetra eraky ny paris mintsy !, de ka raha tsy zah no mpanefoefo koa aiza koa no hahavitàko hiantoka ny klandy REHETRA erak'i france!:-w njenestooooooo,hihihihi
16. sasa ( 24/01/2007 04:52)
d raha hande hiklandy any ve za d tsy ho raisin'i bazylou =))=))=))=))
17. prime ( 25/01/2007 09:12)
Mampalahelo marina izany fa toa toetran-dra-olombelona mihitsy io tsy mahay mankasitraka io fa tsy ny gasy irery kosa angamba...
18. xxx ( 25/01/2007 10:09)
avelao izy re ho any ry zareo rehefa tsy mahay mankasitraka ahhh! hampiova inona aminareo anefa izany eh.:?::?::?::?:
19. dadie ( 28/02/2007 18:59)
bazylou> marina ny anao lé oe maika ny ankaty ny gasy sns.... za efa 24 ans no taty donc tsapako fa tena efa leo za; ny fodiko zao no asiko olona,nefa tsy zany akoriny no itenenako oe aza makaty ry gasy satria fitadiavana ravin'ahitra anie aty e ra tany dago za tsy nahavita ze zavatra nataoko ,ka isaorako an tanandroa alo i la frantsa e . Misy fahamarinany ko lé ol nampiana ka na bojoro aza tsy ataony ,ny ahy indray ra tsy nisy ahy lé ol tsy nisy natao adiresy nefa klk zané apré vo fiara no azony d nifanena zay fa tsy nivoka ny fiara izy niarahaba ary tsy ny tanana no natolony fa SALUT no natsipiny bref.... tsy zany no nanejehako azy fa aleo enjehina toa zay manejika ,(tsy mifosa ol aho fa sujet eto le izy d mitantara aho)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2058