Nitombo ny fahaizana fa lasa marary maso daholo ny zaza!

1. niryna ( 20/01/2007 01:46)
Vokatry ny zava-miseho sy ny fivoarana dia mitombo ny fahaizan'ny ankizy teny vahiny,saingy lasa marary maso kely daholo ny ankizy.Tsy tokony hampanalavirina ny TV ve ny zaza,mitatata mafy ny TV , ary lany eo ny andro?
Inona no vahaolana:roll::roll::?:
novalian'i tywa68 ny 21/01/2007 09:32
2. soanja ( 20/01/2007 04:48)
Raha misy zavatra iray tsy tiako hojerevan'ny zanako ry Niryna dia ny Tele.
Fa raha tiako hijery films (dessins animes) sns izy dia mividy film amina dvd zah de zah no mi-control ny zavatra jereny sy ny fotoana hijerevany azy (amin'ny mahampanabe de adiny roa raha be indrindra izany ao anatin'ny une semaine raha zaza latsaky ny 8 taona). De toy izay koa ny computer games sns. Ferana hatrany satria ny zavatra hianarany any an-dakilasy sy ny any amin'ny extra curricular dia efa ampy hivelaran'ny sainy tsara.
3. kitjo ( 20/01/2007 05:51)
soanja> mety ihany ilay hevitrao kanefa tsy mety ihany koa!

ny antony manko dia tsy voatery ho zavatra ratsy foana ny @ tele...ka rehefa mifampitantara ry zareo dia mamorona complexe sy aretin-tsaina ao @ le ankizy lay izy...
ary na @ tele ko aza misy zavatra hafa mahasoa azy amreny fandaharana for kids reny ka anjaranao fts mijery lay izy hoe amfiry d alamina araka izay..

grave ange ny fitombon' ny ankizy @ zao fotoana e..zavatra tsy eritreretinao akory no mi-interesser azy @ tele fa tsy mba zay DA sns toy ny t@ andro talooha...

Manahirana!
4. kitjo ( 20/01/2007 05:53)
sinon ndray ho an' ilay ordi....asio plante verte foana eo akaikin' ny ordi fa mahasoa io!!!

asaivo mitsangana matetika...misasa tarehy na manao zavatra hafa kely aloha na 2mn fts aza...

asio jiro foana manazava avy any aoriana fa grave be lay taratra mivantana
5. soanja ( 20/01/2007 06:06)
kitjo:

soanja> mety ihany ilay hevitrao kanefa tsy mety ihany koa!

ny antony manko dia tsy voatery ho zavatra ratsy foana ny @ tele...ka rehefa mifampitantara ry zareo dia mamorona complexe sy aretin-tsaina ao @ le ankizy lay izy...
ary na @ tele ko aza misy zavatra hafa mahasoa azy amreny fandaharana for kids reny ka anjaranao fts mijery lay izy hoe amfiry d alamina araka izay..

grave ange ny fitombon' ny ankizy @ zao fotoana e..zavatra tsy eritreretinao akory no mi-interesser azy @ tele fa tsy mba zay DA sns toy ny t@ andro talooha...

Manahirana!


Samy miankina amin'n RAD sy ny fitaizany tokoa mantsy ny fitaizana fa ny ahy mantsy ny zavatra tsy tiako jerevan'ny zanako indrinda dia ny commercial nefa de feno an'ireo ny fandaharana misy ny resaka ho an'ny ankizy.
Betsaka tokoa ry Kitjo ny fandraharana tsara ho an'ny ankizy saingy ny zavatra jeren'ny zanako dia tiako ho hita aloha zay vao jereny fa tsy hoe refa eo vao samy nahafantatra hoe hay iny no niseho teo.
Zay no antony ananan'ny RAD be de bie ny TIVO aty Amerika. Dia ny ahafahana mi-record fandaharana isan-karazany ho an'ny ankizy amin'ny tele de izay ilaina ihany no aseho azy refa aty aoriana, zany hoe efa voasivana tanteraka.
Raha misy olona maharaka fandaharana indrindra amin'ny tele de ny RAD mpanana TIVO satria izay no asany mantsy dia ny hampiany ny zanakao tsy sesefan'olona junk.

6. Fiffi ( 20/01/2007 06:45)
aiza kosa no de hoe lasa marary maso daholo ny zaza eh ! alao aloha le "DAHOLO" fa hataovy hoe "MISY" satria misy de misy ny RAD attentif @ fijeren'ny zanany télé !
7. niryna ( 20/01/2007 06:54)
Fiffi:

aiza kosa no de hoe lasa marary maso daholo ny zaza eh ! alao aloha le "DAHOLO" fa hataovy hoe "MISY" satria misy de misy ny RAD attentif @ fijeren'ny zanany télé !

Asory ny daholo raha izany no tian'i fiffi fa zavatra mitombona io.

8. Fiffi ( 20/01/2007 07:42)
m'enfin ......
9. Fiffi ( 20/01/2007 07:47)
ny an'i niryna manko ...mamaky ny dinika zah de "daholo , ny rehetra" ka tsy dakoro @ zany mihintsy aloha zah eh !
10. linarako2 ( 20/01/2007 18:36)
Fiffi:

ny an'i niryna manko ...mamaky ny dinika zah de "daholo , ny rehetra" ka tsy dakoro @ zany mihintsy aloha zah eh !

Tsy maitsy misy teny milatsaka kely ry fiffi fa aza alaina ara-tendrony a.:(:(
Toa mitady ankahala an'i niryna no fijeriko anao eto.
Sa tsy tianao ilay lazainy mikasika ny fivavahana?:twisted:
Jereo ihany fa fitaovana fotsiny izy,sao misy eritreritra manosika anao ankahala azy ao,izy ary mba miezaka manome hevitra ho an'ny namana rehetra=D=D=D

11. Fiffi ( 20/01/2007 19:28)
:roll: heu....taiza indray no nisy an'zany ??? tsy marina ve zany hoe raha misy OLONA nanao an'zao sy zao tsy HATAO HOE NY OLONA REHETRA NA HOE DAHOLO sa ve marina fa ny rehetra sy ny daholo manao zay zavatra voatsikaritry ny hafa ? :roll:

De tena mitombona ve zany hoe LASA MARARY MASO DAHOLO NY ZAZA ? :roll:(DAHOLO) :?:
12. booboo ( 20/01/2007 19:55)
Zà mahalala ankizy maromaro, fa sady tsy marary maso zareo no tsy mitata ny tv no tsy eo ambody télé rehefa mijery ...donky tsy marina ilay hoe "marary maso kely daholo" :-P
13. niryna ( 21/01/2007 06:17)
Mety samy manana ny fitaizany ny rar fa ny zavatra hitako tany dago dia saiko voa ny mason'ny ankizy ary izaho izaho no nividy solomaso ho an'ny ankizy.Saingy mety tara-loatra sady ny olona koa moa miasa dia tsy dia mivaky loha fa miteny fotsiny hoe vita ve ny devoara dia izay,miverina indray eo amin'ny TV.Izaho nandrara ireo hitako satria tsy mahadinika hoa ry zareo,eo ampoton'ny TV no mipetraka ny ankizy.
14. tywa68 ( 21/01/2007 09:32)
Tena marina aloha hoe mijery télé loatra ny ankizy, fa ny marary maso dia tsy voatery hoe izay fijerena écran (télé, pc sy gameboy sns ...) izay no antony.
Mahavita i Soanja misivana sy mametra ny émissions atolotra ny ankizy !
Kitjo sy booboo : tena zany ny fijeriko azy koa !
Linarako2 : hors sujet :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343