raha ny gazety l'hebdo

1. bazylou ( 19/01/2007 21:51)
no jerena sy hadihadiana dia hita ary misoratra mivandravandra be fa feno ny tondraky ny rano eran'ny Madagasikara , na antananarivo aza na dia nihato kely izany.
Toa odiana tsy hita na fanahiniana tsy raharahina ireny satria ny investitira ihany no mahamaika!!
MANODIAVA ANAO IZAO LE8.:o:o:o
Izany tokoa an!! ny vola ihany no asesika an!! fa ny vahoaka matin'ny rano ery izany tsy hitanao!! mampalahelo raha izany no mitetika ny handroso sy ho demokraty marina!!
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:50
2. mim ( 19/01/2007 23:02)
bazylou:
Toa odiana tsy hita na fanahiniana tsy raharahina ireny satria ny investitira ihany no mahamaika!!
MANODIAVA ANAO IZAO LE8.:o:o:o
primo: satria tsy hainao ny dikan'ny io hoe "investiture" io ! zay no mahatonga anao hirediredy.

secondo: aza manody zany fa ny hatao no miverina !

tertio: ny maire sy ny ben'ny tanana aza tsy hainao ka mandehana aloha miverina any dago mianatra miditra kilasy de 6ème !


3. bazylou ( 20/01/2007 01:22)
ah bon !!:lol: ary ianao miaina ao anatiny moa ve fantatrao fa zavatra 1 ihany ny maire sy ny ben'ny tanana fa ny iray dikateny vazaha ary ny iray gasy!! dai rehefa gasy dia 2e klasy ka lasa prezdan'ny fokontany!!:lol::lol::lol::lol:
4. Fiffi ( 20/01/2007 07:20)
bazylou:

MANODIAVA ANAO IZAO LE8.:o:o:o
tena tsy zakanao le investiture an ! ka na inon-kitranga na inon-kidona tsy maintsy hatao ange io eh !


5. namamy ( 20/01/2007 08:05)
Marina fa tsy maintsy atao ny investiture, sady raha tsy atao koa io dia mahataraiky ny raharaham-pirenena, na izany aza dia matoa mitaraina ny namana na miantso tody dia misy maharary azy, miaina ao natin'ny ranobe koa ny tenako zay manoratra efa ho 2 herinandro zao ary tena mamparary fo ,tsy misy ny fijerena ny olana, tena marina io fa dia tsy hita intsony ny hitarainana , fa raha atao ny fandalinana dia mivarina any @ fanjakana ny rihatra rehetra...
6. rainy ( 20/01/2007 09:53)
fa tamin'ny andron'ny mpitondra teo aloha angaha tsy nisy mihitsy ny orana, sikilaonina, tondra-drano - kéré - ny 4'mi - ny mpivarotra rongony - ny mpisotro toaka - ny mpanolana zaza tsy ampy taona - ny mpamono vady - ny makorelina?
Sa amin'izao andron'i ra-huit izao no mitranga daholo izany rehetra izany? sa i ra-huit no tena namorona ireo zava-doza rehetra ireo?
mba tiako ho hita marina ny fikan'io atao hoe bazylou io raha tonga eo amin'ny fitondrana izy.
7. scorpion ( 20/01/2007 11:27)
tsy mahay io raha tonga eo :D
8. bazylou ( 20/01/2007 14:28)
izay indray!! nyteo aloha ihany no coupable: fa maninoan no tsy mandray ny andrikiny ny mpitondra ao amin'izao fotoana izao :-P:-P:-P?????
9. Fiffi ( 20/01/2007 14:47)
fa iza kosa no milaza @ nao fa tsy mandray ny andraikiny izy ? :roll:
10. bazylou ( 20/01/2007 15:27)
mba lazao ary hoe inona no andraikitra rasininy amin'izao faritra maro dibo drano izao e???:roll::roll:
Sa hoe manao investiture no vaha olona amin'ireo ranoireo ????!!:-D:-D
11. Fiffi ( 20/01/2007 15:37)
de tsy ho natao kosa ve aloha ny investiture eh ?
Heu....nga anjaran'ny president de la république no mandray andraikitra @ zany ?
Nisy tempête zao teto afaka 3 andro , bdb ny tafo nianjera , maro ny zavatra simba de i chirac ve no andeha hanao inona ???
12. mandrak ( 20/01/2007 20:44)
MANODIAVA ANAO IZAO LE8.:o:o:o



tena marina lesy ny any lah,ny any RAVALOMANANA investiture no maha mahika azy kanefa ny vahoka etsy maty ny rano, tsy azony nga mba fa ny olona né tsy votery MAHAY MILOMANO DOLY é. Za tsy RATSIRAKISTA fa izay endry no anarina :idea:
13. Fiffi ( 20/01/2007 20:51)
fa maninona nefa no manody tahak'zao eh ?
14. fijo ( 24/01/2007 22:50)
io letsyefa voatendry hoe amin'ny daty toa izao no anaovana azy ,ery efa lasa ny fanasana ny rehetra,ka na orana na rivotra tsy azo hanakanana azy izany.ny asa manaraka ihany avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504