marina ve?

1. rentimpanahy ( 19/01/2007 16:27)
Anjara tokoa ve reto ny fanambadiana sa aona????
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:29
2. mignone ( 19/01/2007 16:38)
rehefa ratsy tarehy dia atao hoe anjara fa rehefa tsara dia atao hoe safidy. :-D:-D:-D:-D
3. pissoa ( 19/01/2007 16:41)
=))=))=))
4. dailynews ( 19/01/2007 16:43)
fa angaha tsy vao resaka teo aloha kely teo ity?

5. Fiffi ( 19/01/2007 17:00)
atsy ambadika atsy.....
6. degree ( 19/01/2007 19:11)
safidinao dia anjaranao ary anjaranao satria safidinao,izany hoe ao daholo izy roa
7. Fiffi ( 19/01/2007 19:55)
rentimpanahy:
Anjara tokoa ve reto ny fanambadiana sa aona????
raha tsy misafidy zay ho vadinao ve enao afaka hiteny hoe anjara ?


8. sitlo ( 20/01/2007 00:39)
anjara io kah
9. cutie ( 20/01/2007 01:34)
Mpandefa : degree [ Valio ] 19-01-2007 20:11:53
Lohateny : Re : marina ve?
safidinao dia anjaranao ary anjaranao satria safidinao,izany hoe ao daholo izy roa

eka ouz:wink:
10. sitlo ( 20/01/2007 03:20)
Ny ahitana vady hendry ary eh, izay no tiako tenenina fa tsy ilay hanambady fotsiny. Iza koa no tsy hahalala hoe safidy ny hanambady. Rehefa tia hanambady fotsiny no tanjona dia mikoty ilay sipa ... be reny dia poinsss.
11. soanja ( 20/01/2007 04:41)
sitlo:

Ny ahitana vady hendry ary eh, izay no tiako tenenina fa tsy ilay hanambady fotsiny. Iza koa no tsy hahalala hoe safidy ny hanambady. Rehefa tia hanambady fotsiny no tanjona dia mikoty ilay sipa ... be reny dia poinsss.


Raha vitan'i Sitlo ny mamaritra ny atao hoe "vady hendry" amin'i sitlo de mety mora be ny mahita azy.
Samihafa manko ny fahendrena amin'ny tsirairay, indrindra fa raha resaka vady.


12. jhouhlambout ( 20/01/2007 10:51)
13. Fiffi ( 20/01/2007 19:15)
nahazo fahazaran-dratsy mi-:@ indray jhouhlambout an ! :-D:-D
14. jhouhlambout ( 21/01/2007 01:15)
:-D:-D:@
15. sitlo ( 21/01/2007 19:29)
soanja> ka izay indrindra. Lisitra lava be, nefa isaky ny "critere" iray dia sipa 100 no voadaka. Tsy misy intsony ny ihafarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.5639