Tsy resy ny tary matoa tsy hita
1. arindrano
(
19/01/2007 10:56)
Be ny kelikely saina, mieritreritra fa ny fanenjehana an'i Pety Rakotoniaina dia midika fa diso izy. Mieritrereta ihany, fa aza maimaika ny hitsara; Mety nisy fahadisona vitany saingy raha ampitahaina amin'ny loton-dohan'ny fitondrana ankehitriny izany dia azo lazaina fa tsy misy dikany. Ka olona nianatra ny ankamaroan-tsika, mieritrereta, Tsy resy akory i Pety matoa mangina, betsaka ny soa nentina ary mbola betsaka ihany koa ny ho avy hotontosainy.
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:58
2. xxx
(
19/01/2007 13:55)
de mitombona ve zany hoe "tsy resy matoa tsy hita" ? ka raha tsy nanao fahadisoana izy maninona no mitsaoka ? maninona no miafina ? maninona raha madio heritreritra no tsy mitonon-tena ?
Matoa tsy sahy miseho de ao raha.......
Matoa tsy sahy miseho de ao raha.......
3. arindrano
(
19/01/2007 15:19)
Raha tsy olona adala ka hitolo-tena, indrindra eo anoloan'ny fitondrana tsy tan-dalàna; amiko dia tsy azo lazaina hoe fitondrana intsony io. Ka ny mety dia mampiasa ny fomba fiadiny fa tsy hanolo-tena ....
4. xxx
(
19/01/2007 16:09)
arindrano:aza miteniteny foana e!fitondrana tsy tan-dalàna aona?fa inona ny anao no misaina?ary pety dahalo hatrizay niainany fa noho ny "politika" no nahatonga azy teo @ fitondrana!dia izao izy miafina any @ dahalo any !ary ny fandosirana midika fa nanao ny tsy mety ianao dia matahotra.
5. Robert
(
19/01/2007 18:24)
I Pety aloh efa fantatry be sy ny maro fa manana dossier hafa2 tsy hiteny hafa tsy ny resaka halatra omby, ny horohoro hiainy olona any Ikalamavony, trafique carburant t@ 2002...
Ary ilay fitaritana olona teny andala-be ny 24 ora alohany Fifidianana, fanaovana bazary mba ahavery zo ny olona tsy handeha hifidy ny 3 déc.
Fa izy de tsy hotratra vety2, ny réseau dahalo-ny zavatra matanjaka be, mety ho fiainana ara-politika no mety ahaory azy. Satria izy de hiainana ohatra ny olona rehetra, fa any aminy sisitsisiny fotsiny izy..
Tsy mazava koa aloha ilay fitoriana azy ee, halatra fiara t@ 2003 ve izao vao hosaborina izy. Sa izay vao vita ny enquete?? Mampiahiahy..??

7. namamy
(
20/01/2007 08:11)
Tombatombana daholo ny antsika, fa ny tena marina aloha dia tsy afaka hiapanga olona tsy misy porofo tsika, ny tiana hotenenina dia ny hoe "malaso" sy ny "mafia" sy ny hoe traffiquant...
9. xl
(
23/01/2007 06:24)
BAZY LO : Fitoerana fahasimbana, entana masiso, tranom-pako
RAHA 8 : VAVOLOMBELON NY FAHAMARINANA SY NY FANDROSOANA
AZA AFANGARO FA LOTO SY RANO
RAHA 8 : VAVOLOMBELON NY FAHAMARINANA SY NY FANDROSOANA
AZA AFANGARO FA LOTO SY RANO
10. ditrakely
(
23/01/2007 06:59)
amiko ny olona ra tena manana ny marina na tsy diso dia tsy matahotra ny hijoro na inona fiampangana atao na inona enquête atao fa matoa mitsoka na misitrika velona dia nisy ratsy natao zay sady diso enao zay. Ary i Pety anie dia hita fa dahalo sady rehefa tsy mahazo seza dia io manao zavatra tsy ampiheverana io fona e! tsy adala akory ny fitondrana sanatria matoa henjehina i Pety. Fa ianao manaratsy an'ir8 io de marary fo amin'izany eo fa matoa izy mbola lanim-bahoaka dia mbola milay zay fa tsy nofa araky ny teninao io fa ianao sy i pety no tena nofa sy vendrana amiko sady ratsy saina.Akapoy @ vato ny loha ra tsy tinao r8 e! fa izy mbola milay amin'ny vahoaka maro anisa.
11. Simpona
(
24/01/2007 15:46)
Be ny kelikely saina, mieritreritra fa ny fanenjehana an'i Pety Rakotoniaina dia midika fa diso izy. Mieritrereta ihany, fa aza maimaika ny hitsara; Mety nisy fahadisona vitany saingy raha ampitahaina amin'ny loton-dohan'ny fitondrana ankehitriny izany dia azo lazaina fa tsy misy dikany. Ka olona nianatra ny ankamaroan-tsika, mieritrereta, Tsy resy akory i Pety matoa mangina, betsaka ny soa nentina ary mbola betsaka ihany koa ny ho avy hotontosainy.
Asa ianao miteny io rha mahita an'i Fianarantsoa marina, inona ny soa tena nentin'i Pety tao??? mba hitanisao hoe, na tany an-tany hafa aza???
Tsy ianao koa no nahita maso sy nandre ny zava-nisy tao Fianarantsoa tami'nny andro faraparany talohan'ny fifidianana ireny ka milaza fa ny fanenjehana an'i Pety dia tsy midika fa diso izy.
12. fijo
(
24/01/2007 22:58)
mety tsy ho mbola diso izy,saingy matoa misitrika dia misy ahiahy.ka raha te hanala io ahiahy io izy dia ny mivoaka no tsara hoataony,fa tsy manao voalavo.