miankina @ le fanambadiana resahina eto io. Ra le hoe fisehoana,vodiondry, soratra, mariazy no lazaina d ataoko angamba fa safidy no tena mibahana.
Fa misy ny sasany miresaka hatr@ hoe fifankahitana sy ny fiarahana. Eo indray dia misy idiran'ny le hoe "anjara" nga no mahateny azy tsara. Ny safidy dia @ izay option ananao ihany ka eo no idiran'ny le hoe anjara. Satria izay anjaranao ihany no hifankahita aminao sy hahatanteraka izany resaka fanambadiana izany. Iza no mahita, any Chine zao mety misy sipa milay be miady @ piesiko mintsy kanefa tsy fantako akory. Noho izany tsy hifidy azy mitsy ah ;-).
@ lafiny 1 koa anefa ra ny fanambadiana no tena jerena tsara d toy ny safidy ihany ilay izy. Ianao mintsy no miteny hoe "mety misy tsara noho izy any fa tsy aoko satria izy no safidiko".
sarotra be izy zany fa aleo aloha hi:@
Misy tokoa v ilay hoe fanahy anabavy (ame soeur-- soulmate) ??? sa hoe fitiavana no misy d mi-agir mba hampiroborobo an'zay fitiavana zay? :-w
tsy zakan'ny saiko :@:@
:-D:-D:-D
Tandremo atao betsaka le :@:@ fa maha-sepotra.
Misy tokoa io âme-soeur io e!
Ka efa hoe: "l'amour n'a pas de frontière"
fa na de any chine io na afrique na USA na aiza na aiza rehefa izay no lahatra de izay e!;-)
Aza kivy @zany rasimplex fa ataovy ze mety e!;-):-$:@