c vraie RAVALO est un saint , saint MARC

21. Samoana ( 19/01/2007 15:31)
lamie:

misy ny manana avantage fotsiny araky ny diplaoma ananana ka!



za aloha tsy mino loatra hoe na be diplaoma aza ny femme de ménage sy ny mpamily dia ho maherin'ny 4000 euros ny an'ny voalohany ary 7000 euros ho an'ny faharoa ny karamany isam-bolana e !
Na malala-tanana mitsinjo ny madinika tokoa ny mpampiasa azy ireo ary mendrika tehaka=D
Na misy zanak'anabavy na zandrikely mifampidipiditra ao ary mendrika hakoraina:-@
Na midi madagascar tsy mendrika ny ho gazety intsony raha mamoaka vaovao tsy mari-pototra:wink:

22. lamie ( 19/01/2007 16:20)
tsy ny mpiasa madinika no lazaiko ka!ireo ange ka olona an-toerana e!fa ry zalahy mitana poste à responsabilités.
23. namamy ( 20/01/2007 08:23)
Nahita io vaovao io t@ gazety koa aho omaly ary tena taitra, misy zavatra tsy miady mihintsy ao @ fitantanana ny volam-panjakana, tsy fantatro ny toerana iainanareo zay miady hevitra fa zaho dia eto Madagasikara, ary ankoatran'io karaman'ny ambassade io zay tena tsy misy azo anamarinana azy raha miohatra @ fijaliana misy eto Mcar dia maro ny trangan-javatra mitovy amin'io raha tsy hiresaka ny lehiben'ny faritra, ny mpiasa ao @ BIANCO...
24. fijo ( 24/01/2007 23:20)
diso le isa itako ,fa raha io tokoa no izy ,ka ny volam panjakana no handoavana azy dia tena tsy rariny ka mila fiheverana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462