miteny ho azy ny sary sy ny vaovao an-gazety
4. Fiffi
(
17/01/2007 11:37)
:) ka tsy azoko akia le izy koh ! tsy mba hasian'i LazaDaddy comment akory koh !
5. kally
(
17/01/2007 16:16)
Marina izany! saingy zareo no minia tsy manaiky ny fisian'io zavatra io, ary tsy France irery fa tafiditra koa ny UK sy Belgique sy Pays-Bas.
Ry zareo neerlande ma no vao namoaka lalàna fa tsy azo atao intsony ny misarom-boaly eny amin'ny toerana "public".
Ry zareo neerlande ma no vao namoaka lalàna fa tsy azo atao intsony ny misarom-boaly eny amin'ny toerana "public".
6. lapino
(
17/01/2007 20:18)
Ny mampme amin'io zavatra io, ozizy le bandy libanais namanay izay, kristiana ilay razoky (ka i Liban tsinona sady misy kristiana no misy silamo) :
Ny kristiana hono no maro tany Liban taloha. Fa ry zareo rehefa miteraka dia zaza vitsivitsy isam-pianakaviana ihany, ireo silamo kosa tonga dia zaza marobe isam-pianakaviana. Feno silamo ihany ny tanàna ny farany.

14. Fiffi
(
17/01/2007 22:04)
hatraiza hatraiza de ahitana an'zareo......tena manafika mihintsy ....
17. LazaDaddy
(
18/01/2007 06:45)
ayo! Voarara indray ny tsaky popy lasopy kisoa leaza! NEfa tsy ifanerena fa zaraim-potsiny dia tsy avelan-dry zalahy...
18. kally
(
18/01/2007 10:53)
Hita ho'a ry L.D., ny hazo krismasy sy ny tranon'omby tamin'ny krismasy aza no loza no nahazo azy fa tsy navelan-dry zareo natao intsony.