mila fanampiana

1. xxx ( 16/01/2007 13:25)
mangataka hevitra amin'ny tsirairay fa hamonjy "10ans de mariazin'ny couple iray aho",tsy fantatro oe inona ny fanomezana tokony atolotra.marihiko etoana fa eo amin'ny trentaine eo izy mivady ary mipetraka aty ampitan dranomasina.
misaotra mialoha ho an'ireo zay hamaly dia mba ataovy valinteny matotra azafady.
miala tsiny raha tsy mitonona anarana sao sanatria mandalo ato ny iray amin'izy mivady.
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 14:21
2. Fiffi ( 16/01/2007 14:31)
heu.....inona tokoa re eh ? ny tsara de hatao cadeau hoe hatao fahatsiarovana .....mi-marqué an'le 10 taona....maninona raha ity ? http://www.wonderbox.fr/achat/cadeau.degustation-de-2-cocktails-a-lambassador---paris.255.html zany hoe miakina @ budget-nao hiany io an !
3. melody ( 16/01/2007 17:14)
marina ny lazain'i fiffi miankina @ budget ihany io.
www.redenvelope.com/giftcatalog/Ccat10275.jsp
4. Fiffi ( 17/01/2007 08:19)
melody: sarotra ny fanomezana cadeau ho an'ny couple zany , amiko aloha io an ! de asa hoe tsy aleo ve omena an'ireny invitation ireny ho azy mitsam fa raha omena tsirairay lasa lafo be indray avy eo eh ?
5. xxx ( 17/01/2007 08:46)
misaotra anareo namaly,toa lafo be daholo ilay izy izaho anie mba mieritreritra tsy ho zavatra goavam be fa sady mbola mpianatra ihany koa ny tenako é,maximum 50euros ny budget-ko amin'izany,fitiavana be mitafotafo no hamenoako ny fanampiny.
miandry ny sosokevitra hatrany raha mbola misy manana
misaotra anreo mialoha hatrany.
6. xxx ( 17/01/2007 09:43)
Ary raha miverina @ hevitr'i Fiffi e, manontany resto gasy dia repas malgache pour 2 no omena azy, tsy ho ampy ve izany 50 euros izany
7. Fiffi ( 17/01/2007 11:39)
xxx:
Ary raha miverina @ hevitr'i Fiffi e, manontany resto gasy dia repas malgache pour 2 no omena azy, tsy ho ampy ve izany 50 euros izany
io aloha no tena hitako hoe tsara satria tsy fantatra koa ange raha tian'le olona ny zavatra vidianao na tsia an ! ary raha sanatria ka efa hananany koa ?
De io resto io zao no hitako hoe milay sady tsy lafo an ! pour 50€ de ao tsara mihintsy !


8. hesham ( 19/01/2007 17:50)
Omeo gift certificat amina magasin music sy boky ohatra dia zareo misafidy mozika na boky tiany ao.
9. Fiffi ( 19/01/2007 17:57)
heu....50€ zany tsy de ahazo CD na boky zay mety tena tiany ....nefa raha hoe mankany @ resto satria mila an'io ireo "vieux mariés) :wink: :)mba manao tête à tête eh ! 10 ans zany ça s'arrose .....tondé lazaina @ le restaurateur ny budget-nao de izy no mandamina ny zavatra rehetra ! sady koa an ! mahazo cadeau avy @ io resto io ry zareo ...fa io an ! surprise ho azy !
10. hesham ( 19/01/2007 18:12)
fiffi fa firy euro aky ny cd any aminareo tsy lafo be ve raha mihoatra ny 20 euro ny 1 ohatra.
Hevitra fotsiny ny ahy ka . Raha misy vainganjavatra azony manko dia tadidiny fona hoe t@ 10 eme anniv.Ilay resto ange tsy ratsy ee.
11. Fiffi ( 19/01/2007 18:57)
heu.....miankina @ le mpihira io ! plus izy malaza , plus lafo ! ary tena misy mihintsy io mihoatra ny 20€ io an ! saingy hoy aho hoe raha toa ka hividy CD zany ka raha tsy tian'ry zareo ? (le mpihira) io an ! mais...azo fantarina hiany aloha zay tiany eh !
12. xxx ( 20/01/2007 13:57)
lé resto gasy aloha tsy dia mety satria ilay rangahy europeen fa ny ramatoa ihany no gasy.
raha ny faniriako aloha dia fahatsiarovana mipetraka ohatra hoe haingon trano fa ilay "idee" mintsy no tsy hananako.
asa raha mbola misy mahita hevitra hafa.ilay boky sy CD aloha sarotra amiko satria tsy haiko ny "gout" andry zareo.

aza kivy manome hevitra moa é

13. Fiffi ( 20/01/2007 14:21)
na haingon-trano aza ange sarotra an ! heu...na hividiano abazoro.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918