Ny nofy
21. Fiffi
(
18/01/2007 13:17)
ny dinika nofy no efa nandeha fa ity afa kah ! ny zanany no nofisina efa in-3 zao ...
22. niryna
(
18/01/2007 17:23)
Fiffi:
ny dinika nofy no efa nandeha fa ity afa kah ! ny zanany no nofisina efa in-3 zao ...
Inona avy ary ilay tantara,teneno ahy hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.Manao ahoana ilay zaza ao anaty nofy, mifaly ,mitomany.Ny akanjo anaovany, maity ,fotsy sns.Indraindray isika mandeha be ny saina ary indraindray ilay zaza mila vonjy aminao, indraindray koa isika variana miasa dia tsy manome fitiavana ny ankizy,izany rehetra izany no mety ho dikany.Alefaso aloha ho dinihiko.
Fiffi a ho an'ilay mpanofy aky io a:P
23. niryna
(
18/01/2007 17:26)
Fiffi:
:roll:
Raha manofy isika dia araka ny toerana hipetrahana ihany koa no dikany.Izaho nanofy namponono ny zanaka fa hoe mbola zazakely indray izy,tonga aho dia nifoha ary nivavaka, vao tapitra ny vavako niantso ahy izy fa nila vonjy.
24. ari.malala
(
22/01/2007 12:42)
xxx:
ari.malala:
za koa izay efa fanintelony no nanonofy an'i ari.malala.
Hay va re... :-D:-D dia inona ny nofinao momba ahy? ary aza sarontahotra miafina ao ambadiky ny xxx fa mitrangà ahitana hoe iza ianao e! za nga haninona anao? tsy afaka manao inon'iona anie eto @ net e :)
Ilay tsy tianao
:roll: euh... tsy mbola niteny olona teto aho hoe tsy tiako fa namako avokoa rehefa Malagasy mpiserasera eto, afatsy hoe nisy natao ahy angamba! Raha ilay eritreretiko ianao dia andefaso hafatra aho dia miresaka isika e! ;):-*:*
25. ari.malala
(
22/01/2007 12:44)
niryna:
Fiffi:
ny dinika nofy no efa nandeha fa ity afa kah ! ny zanany no nofisina efa in-3 zao ...
Inona avy ary ilay tantara,teneno ahy hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.Manao ahoana ilay zaza ao anaty nofy, mifaly ,mitomany.Ny akanjo anaovany, maity ,fotsy sns.Indraindray isika mandeha be ny saina ary indraindray ilay zaza mila vonjy aminao, indraindray koa isika variana miasa dia tsy manome fitiavana ny ankizy,izany rehetra izany no mety ho dikany.Alefaso aloha ho dinihiko.
Fiffi a ho an'ilay mpanofy aky io a:P
Misaotra bedtsaka aky fa efa nilamina ny saiko a! tsy tiako tsahivina intsony fa naika nampitapy ana mintsy io resaka io mantsy, fa misaotra betsaka na izany aza e!
26. niryna
(
23/01/2007 06:10)
Tsy misy fisaorana ari-malala a.Ireny noteneniko anao ireny fa ny nofy dia tena misy ary na izany aza misy tsy mino ny olona.Izaho dia mino tanteraka raha tadidiko daholo ilay izy.:D